You are here: home > Forum

inona ny maha samy hafa

Lohahevitra : Hatsikana sy lalao
Fitohizan'ny hafatra : inona ny maha samy hafa
Valiny : 7
rijadolly - 06/07/2010 18:54
Ny maha samy hafa ny DOKOTERA sy ny GISA dia........
Valio | Miverina eny ambony
nathie86 - 08/07/2010 08:15
samy misoroka hahaha , ny itovizany nefa zany eh
Valio | Miverina eny ambony
rijadolly - 08/07/2010 18:32
ie ny hitovizany zany...
Valio | Miverina eny ambony
nathie86 - 09/07/2010 08:37

Citation
ie ny hitovizany zany...

d tsy aiko zany hihi
Valio | Miverina eny ambony
jodasy2009 - 09/07/2010 10:07
ny gisa misoroka fa ny dokotera mitsabo... anah indray ny loka ho ho ho
Valio | Miverina eny ambony
tess - 09/07/2010 15:14
zà naika niteny hoe samy fotsy be ny fitafiny lol hahah
Valio | Miverina eny ambony
rijadolly - 09/07/2010 19:23
Ny iray biby dia ny iray olona anefa, ihihihihi!

Ny hitoviany indray koa ny an' Tess zany ka, fa ny an' Jodasy no marina.
Valio | Miverina eny ambony
jodasy2009 - 13/07/2010 12:50
henjana mihitsy ty zah ty kah!!! miaiky mihitsy ah
Valio | Miverina eny ambony