FILAZANA MANJO

1. ni81 ( 06/07/2010 10:13)
Amin’ny alahelo lehibe no ampandrenesanay fa ny malalanay


RANDRIAMANANTSOA Sehenovololona Lydia Josiane

Teraka RAKOTOZAFY

Monina ao Val de Reuil – France –

Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy

Tamin’ny Sabotsy 3 juillet 2010

Taorinan’ny nahazahoany ny Sakramenta Farany

Hoy

Ny vadiny :

Jean David RANDRIAMANANTSOA (Val de Reuil – France)

Ny zanany :

RANDRIAMANANTSOA Davina (Champigny –France)

RANDRIAMANANTSOA Vinciane (France)

RANDRIAMANANTSOA Pierrick (France)

Ny reniny :

RASEHENOSOA Meltine vady navelan’Itompokolahy RAKOTOZAFY Julien

Ny rahavavin-dreniny :

RAZAFIMANANTSOA Richard sy Henriette mivady

Ny iray tampo aminy :

RAKOTOZAFY Willy mivady sy ny zanany – Algérie

RAKOTOZAFY Olivier mivady sy ny zanany aman-jafiny – France

RAKOTOZAFY Princis mivady sy ny zanany –Clihy-France

Itompokovavy Bodo sy Bernard VIUDEZ sy zanany –Toulouse-France .

RAZAFINDRAZAKA Tahina Augustin mivady sy ny zanany –Canteleu-France

HAUCHARD Jean Pierre mivady sy ny zanany-Rouen-France

Ny iray tampo amin’ny rainy :

Terak’Itompokovavy RAVAO

Terak’Itompokovavy RAZANABAHOAKA Angèle

Ny terak’Itompokolahy RAMIANDRASOA Alphonse sy RAHARISOA Elisabeth

Terak’Itompokovavy Rosalie

RASOANJARIVO Jeanne

Ny iray tampo amin’ny vadiny

Ny terak’Itompokolahy RANDRIAMANANTSOA Joseph Clair

Sy ny fianakaviana manontolo

Ny fokontany Mahamasina Atsimo sy fokontany Ambohitrimanjaka

Ny fiangonana Katolika sy Protestanta Val de Reuil (France)

Ny fiangonana Saint Joseph Mahamasina – Antanimena

Ny mpiara miasa taminy tao amin’ny Palais de Justice Rouen

Ny nofony dia hiala ao Mahamasina Atsimo Lot III F 15 amin’ny Alahady 11 juillet . Entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny EKAR Saint Joseph ,Mahamasina ,amin’ny 1 ora tolakandro (13h) alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany eny Carion.


Hangina aho ka tsy hiloa-bava fa ianao no nahavita izany
novalian'i soanja ny 08/07/2010 13:21
2. ni81 ( 06/07/2010 10:15)
Namana fantatry ny be sy ny maro eto @ serasera izy ary manana ny PS hoe SHOAN.

Mandria am-piadanana e!
3. fahamarinana ( 06/07/2010 10:18)
Misaotra nampandre Ni a , mandria am-piandanana Shoan ....
4. diloo ( 06/07/2010 10:50)
Mamangy ny fahoriana ary mandria ampiadanana
5. ndenn ( 06/07/2010 11:18)
Mamangy @ fahoriana ny fianankavian'i shoan sy ny havany ary ny namany eto @ serasera ,voaray ny filazana manjo fa misaotra ny mpandefa hafatra .
6. naritsimba ( 07/07/2010 09:40)
Mirary fiononana ho an'ny fianakaviany rehetra, ho an'ny namana serasera, ho an'izay rehetra nahalala azy. Efa nisy ny fialana nenina nefa izay no sitrak'Andriamanitra.
Mandria amim-piadanana.
7. vale ( 07/07/2010 12:35)
ADIEU SHOAN..TU RESTERAS A JAMAIS DANS MON COEUR..REST IN PEACE!!!
8. vale ( 07/07/2010 13:03)
Hommage à SHOAN!!!

9. vale ( 07/07/2010 13:05)
Désolée, nampiditra Vidéo zah fa tsy réussie!!!
10. soanja ( 08/07/2010 13:21)
Mirary fitoniana ho an'ireo malalany rehetra ny tenako. Aoka ny tanan'Andriamanitra malefaka handray ny fanahiny hanome fiadanana ho azy mandrakizay! Misaotra indrindra nampita ny vaovao. Aza misosoka alahelo. Soanja
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2938