Shoan....

1. Fiffi ( 04/07/2010 05:55)
[URL=http://img189.imageshack.us/i/031nh.gif/][IMG]http://img189.imageshack.us/img189/2225/031nh.gif[/IMG][/URL]


Toutes les minutes , toutes les heures

N'effaceront pas ton souvenirs

Toutes les larmes, touts les pleurs

Ne te feront pas revenir

Touts les regards , touts les visages

Ne pourront plus t'apercevoir

(malahelo loatra dé tsy vita ny tohiny)

[URL=http://img189.imageshack.us/i/031nh.gif/][IMG]http://img189.imageshack.us/img189/2225/031nh.gif[/IMG][/URL]

Uploaded with [URL=http://imageshack.us]ImageShack.us[/URL]



Shoan....mandria am-piadanana.
novalian'i vale ny 07/07/2010 12:55
2. ikalamako ( 04/07/2010 14:14)
"...Nanjombojombona omaly teny Antsampandrano, fa tao an'elanelany tao nisy fifandaozana...
Soava dia dia hambinina izy, tsy manahy tsy maninona.."
:'(

http://ikalamako.blaogy.com/post/458/7351
3. fahamarinana ( 04/07/2010 19:39)
Tombon-dalana ny azy fa samy ho any daholo !Mahereza daholo izay namany sy mahalala azy e!
4. diamondra27 ( 05/07/2010 07:19)
Tsy manan-ko lazaina firy fa dia: "Shoan" repose en paix, efa niady mafy ianao , nanome sy nanampy olona marobe. Tsy very akory ireny asa nataonao ireny fa mamela mamy toy ny tantely.
Mampahery an'i badoda sy ny fianakaviany ihany koa.
Mahereza, atanjaho ny saina
Mivavaka ho anareo fianakaviana mba hanana fiadanampo
5. dadabe ( 05/07/2010 16:54)


Tsy manan-ko lazaina firy fa dia: "Shoan" repose en paix, efa niady mafy ianao , nanome sy nanampy olona marobe. Tsy very akory ireny asa nataonao ireny fa mamela mamy toy ny tantely.
Mampahery an'i badoda sy ny fianakaviany ihany koa.
Mahereza, atanjaho ny saina
Mivavaka ho anareo fianakaviana mba hanana fiadanampo
6. ni81 ( 06/07/2010 05:24)
Mirary fiononana feno ho an'ny namana rehetra sy ny vady aman-janany ary ny fianakaviany manontolo!
7. maeva74 ( 06/07/2010 06:07)


Fanadalovana ny eto an-tany,
izay voatsembatsemban' ny aloka sy ny tomany.
Ilay izao tontolo izao feno fijaliana,
fahoriana, herisetra, habibiana.

Nefa mba nisy ihany ilay tana-masoandro nibaliaka namela fahatsiarovana maro navelan' i SHOAN dia ny diam- peniny sy raki-tsariny tetsy sy teroa ho antsika namana sy fianakaviana.
Miombon- kalahelo sy fahoriana ary mirary fiononana ho an' ny fianakaviana sy ny tapaka sy namana.

"Jaona 11 :25 Jesosy niiteny tamin'i Marta ( anabavin' i Lazarozy) hoe « Izaho no fananganana @ maty sy
fiainana, izay mino Ahy, na dia maty aza dia ho velona indray. Ary izay
rehetra velona ka mbola mino Ahy dia tsy ho faty mandrakizay »

Mandria am- piadana ry SHOAN ( Reny,vady,anabavy,rahavavy, namana)
8. belami ( 06/07/2010 19:38)
Mitondra fiononana ho any fianakaviana manontolo !!!
9. vale ( 07/07/2010 12:55)
ADIEU SHOAN! a jamais dans nos coeur, Rest in Peac!!!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0879