ARENTINE VS ALLEMAGNE

1. LionelMessy ( 03/07/2010 13:07)
VIVA ARGENTINA
Mandresy ny Argentine ary izaho manokana no hamono ilay but
Argentine 1-0Allemagne
2. diamondra27 ( 03/07/2010 15:29)
sarotra ny fandidina ry lionel a
efa 2-0 zao nge e
3. diamondra27 ( 03/07/2010 15:31)
c 'est fou e, 3-0 ndray zao, faaly ery i angela, tsy mahatombina

rahariva ndray mijery ny espagne e.
4. LionelMessy ( 03/07/2010 15:56)
MazĂ na ry zalahy fa aoka tsorina , tena hatrany amboalohany tena tsy tao mihitsy ny ekipako,
Fa mbola tsy very fanantenana ihany aho aloha, Argentine sy Espagne ny ekipako ry Diams a
5. LionelMessy ( 03/07/2010 15:57)
Any @ Diams any no mijery ny finale izany , dia homany ao daholo izay metimety e
6. Ralay ( 04/07/2010 16:47)
Mazava izao fa Allemagne sy Pays-bas no hanao finale. Nalahelo aho t@ilay ekipako baghana-baghana resy snif !
7. diamondra27 ( 05/07/2010 07:22)
lionel:za ho any paris hijery finale koa
ralay: za maka pays bas fa saingy ohatry ny hoe allemagne no handresy eo
8. Ralay ( 05/07/2010 15:26)
Zah aloha dia Pays-bas hatr@farany e! na dia maka Allemagne aza @ demi. Raha resy moa izy roa ireo dia ho hita eo indray izay ho alaina @ finale lol!
9. mandrindra ( 05/07/2010 23:59)
rainiboto no mahazo an'io
10. milamm ( 07/07/2010 13:05)
raha le team spirits atr@ namontsanany rainiboto ny anglisy no tsy miova de lasany reo io,
fa kosa raha miova tactics ny espagnol @ defense sy midfield de hiady tsara ny demi rahariva
ny tena gravy mankony de le counter-attack alema
11. Ralay ( 07/07/2010 20:57)
Resy ny Allemand fa atao ahoana fa dia miandry ny Pays-bas @ finale sisa e! Arabaina ny Espagnole.
12. lionelmessy ( 07/07/2010 21:09)
Io ary fa mitombona TSARA ry chorizĂ´,,,, tafa t@ rainimboto iny ry lerony dia tsy voasakana @ izay
Aiza ny fotoana trocadero ve sa misy manomana barbec party any ho any , vonona ny handray anjara mantsy ny tenanay
13. nathie86 ( 08/07/2010 06:18)
zay maka Pays Bas, tsy poince tsony ry Xavi, Villa, Torres MDR..
14. lionelmessy ( 10/07/2010 13:49)
Aiza e, hitalko eto ary izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3823