Grrr Ghana

1. hery ( 03/07/2010 00:24)
Rangitra be mihitsy aho tamin'ilay penalty tsy maty tamin'ny 120e min iny kle. Saika tafakatra. tsss
2. Miharena ( 03/07/2010 04:56)
Marina izany! samy latsaka be daholo ny morale ka nanjary na ny tohiny aza tsy nety. Io le hoe Andriamnitra no nanome fa i Balita no tsy nambinina e! Mbola mila joueurs manana sang-froid i Afrika.
3. Ralay ( 03/07/2010 09:09)
Tena very ny balle de match domazy nefa dia, efa teo ambaravarana. Soa ihany ny favoris-ko fa nampody an'ny Bresil. Allez Pays-bas.

Marina izany! samy latsaka be daholo ny morale ka nanjary na ny tohiny aza tsy nety. Io le hoe Andriamnitra no nanome fa i Balita no tsy nambinina e! Mbola mila joueurs manana sang-froid i Afrika.
4. LionelMessy ( 03/07/2010 13:02)
Mbola mila mianatra mandaka baolina ry zalahy fa tsy ampy fahazarana, efa tena vita anefa ry Uruguay , tsssss
5. diamondra27 ( 03/07/2010 15:31)
za koa mba faly raha naharesy teo ny ghana saaingy efa nahiako ry zalahy mahay mitire lavitra io , ka tena nampety azy le tire au but
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2739