taovan-kena 
cicine - 29/06/2010 23:47
|
![]() fa toa tadidiko mantsy tam dray mandeha zay tena tsara be tany ambanivohitra ny taovan kena (nandrahoina tam afo kitay aloha le izy e, ka oh tsisy votabia tsisy ninoninona fa tena natsiro) Misaotra mialoha e! |
cicine - 30/06/2010 21:48
|
![]() Misaotra e! |
tess - 09/07/2010 15:05
|
![]() |
soanja - 12/07/2010 19:54
|
![]() Masontateliny no fiantso io karazan-taovan-kena io. Fandrahoana azy efa hitako dia asiana tongologasy, tongolo, sira, dipoavatra ary menaka dia alemena amin'iny amin'ny afo malefaka be tokoa. Raha be loatra ny fofona angamba dia tsara raha asiana Thyme na thyn kely hanome fofona manitra azy (tsy fahandro ambanivohitra aloha) Mazotoa daholo izay hihinana fa izahay moa tena fadin-drazana an'io iray io mihitsy. |
tess - 13/07/2010 17:26
|
![]() |
3188 - 13/07/2010 17:55
|
![]() hihihi.izy tokotrany e!mason-tantely ny filazan'ny any an-tanana azy e! |
tess - 13/07/2010 20:55
|
![]() tsy azo afangaro am tsaramaso fa mila hahafaty, mila hipoaka ny kibo milay tsy avy hiaina izany fa tandremo |
soanja - 15/07/2010 08:28
|
![]() vorivorikena vz zany soanja??? Ie mety izay tokoa ny anarany ao anivon-tany. Ilay vorivorin-kena matetika dia sady misy an'ilay taviny antsoina hoe vavonin-kena izay tena fanaon'olona lasopy. Ny anay moa antsoina hoe garadobo saingy ilay misy masomasony dia antsoina tokoa Masontanteliny. Tsy mbola nahandro garadobo misy tsaramaso aloha ny tao aminay ka tsy arako io lazain-dry io. Hihi fa possible aloha raha vao resaka tsaramaso dia tena manome balarivotra tsy mahafaty tokoa. |
vale - 17/07/2010 00:01
|
![]() Faha-roa indray: andrahoina bolongany foana ary rehefa akaiky halemy dia tetehana madinika, manendy sakamalao voatoto,anaty menaka tsy mamay be loatra, avy eo endasina manaraka ny ails voatoto, arotsahana amin'izay ny tripes, afangaro tsara , ampio ny menaka raha toa ka tsy mandimandina ny izy rehetra iny, asio rano mampahalemy azy, ary avela ritra tsy misy rano intsony rehefa farany. |
ravonjison - 12/08/2010 16:52
|
![]() Vavonin' omby izy io, ny vavonin¨'omby mantsy mizara efatra, ka arakaraka ny hoe partie aiza no tiana ho resahina, fa @ ankapobeny dia azo andrahoina daholo, ary tena tsara daholo. Saingy mamofona be . Noho izany , andrahoy bolangina @ rano aloha halemy, elaela ( 1h), dia soloy in-telo ilay rano ahadroana azy. Dia izay vao tetehina sy karakaraina ary andrahoina araka izay itiavana azy. |