Pronostika mondial 2010

1. Ralay ( 25/06/2010 13:44)
Iza no heverinareo ho tompndaka @ity mondial 2010 ity? Samia manomeny heviny. Ny ahy aloha dia Paysbas no alaiko e! na i Ghana
novalian'i Ralay ny 07/07/2010 20:59
2. pikanety ( 25/06/2010 17:02)
io mody any @ amerika latine ny coupe du monde araka ny nolazaiko teto fony mbola tsy nanomboka ny competition,hatramin'izao aloha dia hita hoe vizana loatra ny eropeanina sy ny afrikanina nefa i USA sy japon ireto mitady hanao surprise
3. ranet06101 ( 28/06/2010 04:34)
Mbola tsy mivoaka ny Europe ihany io e! Mety Allemagne na i Espagne.
Fa ny finale aloha dia tsy maintsy i Argentine ny iray fa resy izy amin'io.
4. peta83 ( 29/06/2010 11:16)
Brazilo ! brazil nanananana nanannnnnnnnnnnnnnnnn nananananan...............brazil
5. pikanety ( 29/06/2010 17:47)
IRETO AVY NO HO TAFAKAKATRA 1/2 final
ARGENTINE VS URUGAY
BRESIL VS PARAGUAY
AZA HITAKO
6. nathie86 ( 01/07/2010 05:40)
demi final
Bresil vs Espagne
Argentine vs Ghana
7. Ralay ( 01/07/2010 16:36)
Mbola mitombona foana ny ahy ny pronostikako hatramin'izao ny iray @ Pays-bas sy Ghana . Allez les Baghana-baghana. :)
8. diamondra27 ( 02/07/2010 20:29)
ghana mbola miady mafy aloha zao am ty 30mn de prolongation ty an

ny ahy pays bas koa aloha no mba reviko fa on verra e, boribory ny baolina e
9. diamondra27 ( 02/07/2010 20:30)
raha tsy mahay ny ghana de vitan'ny uruguay am le tire lavitra
10. Ralay ( 07/07/2010 20:59)
Amin'ny alahady dia ho hita eo raha handray vola fa Pays-bas hatramin'ny farany aho ry diams a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0809