Constitution de Madagascar 3ème République

1. TEGEVE ( 23/06/2010 20:32)
Article 46 Tout candidat aux fonctions de Président de la République doit étre de nationalité
madagascarienne, jouir de ses droits civils et politiques, et avoir quarante cinq ans à la date de clôture du dépôt des candidatures.
Il est interdit, à toute personnalité exerçant un mandat ou accomplissant des fonctions au sein des Institutions et candidat à l'élection présidentielle, d'user des moyens et prérogatives octroyés dans le cadre de ses fonctions à ses fins de propagande électorale.
Un loi organique fixera les autres conditions et les modalités de présentation de candidature.

novalian'i Ratoa ny 31/12/2010 17:56
2. Bazzylou ( 23/06/2010 21:24)
Sao misy mahafantatra mairie azo hanaovana kara-panondro fantatrareo azo hanovana daty nahaterahana, tiako ampiana kely mantsy ny taonako fa tsy mbola ampy izany kou
3. ranet06101 ( 25/06/2010 09:47)
Iarahana mahalala io constitution 3ème rep ny Mscar io, fa aza adino fa efa eo ampiketrehana ny lalampanorenana 4 ème rep izy amin'izao, azo hovaina io andalana article io, ary ho amin'izay mampetipety azy.
hATRAMIN4IZAY ANIE TSY MBOLA NISY LALAMPANORENANA RATSY IZANY E. FA NY FAMPIARANA AZY NO ASA.......
4. tia-vaza ( 15/12/2010 15:10)
zao etudiante en droit aty andafy, ny fandehany constitution sy ny lalàna aty France no fatatro !!! mba misy olona afaka manazava ahy be kokoa ny fandehany lalàna sy ny constitution any Madagascar ve ? mba lazao ahy hoe firy repoblika zay no efa nandalovan'ny Madagascar ?
5. Ratoa ( 31/12/2010 17:55)
'ème république depuis le 11 déc 2010. Jereo amin'ny internet ny constituion vaovao
6. Ratoa ( 31/12/2010 17:56)
4ème rep no tiako ho lazaina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2546