mba mendrika ny ho tonga any @ 1/4 kosa Uruguay

1. pikanety ( 22/06/2010 17:37)
za aloha dia sur fa ho lasa lavitra ireto Uruguay na dia nahohana an'i la france sy afrique du sud aza aho ,i chili vs @ prochaine match ,1/4 assuré ,araka ny efa nolazaiko t@ ,voalaohany dia ny ny continent amerique latine no ahazo ny coupe ,mazava be io saingy mba mila eropeanina matanjaka hanao ny final ,
novalian'i pikanety ny 24/06/2010 21:35
2. LionelMessy ( 23/06/2010 12:52)
Ny hoe ny Amerikanina tatsimo ahazo ny tompon-daka dia mazava amiko, ary aleoko lazaina dieny izao fa ARGENTINE ihany ny ahy
3. LionelMessy ( 23/06/2010 12:52)
Ny hoe ny Amerikanina tatsimo ahazo ny tompon-daka dia mazava amiko, ary aleoko lazaina dieny izao fa ARGENTINE ihany ny ahy
4. pikanety ( 24/06/2010 21:35)
lionel Messy vao nanomboka ny coupe du monde dia hoe ESPAGNE ,efa hoe tsy tafa izany eropeanina izany ,jereo fa sahirana daholo ry lerony ,i france sy italie iny efa lasa ,i allemagne sy angleterre efa saika vita ,i pays bas ,sy portugal ,ary espagne no somary en forme kely nefa tsy ho lasa lavitra izany ireo.
i USA sy JAPON ireto mitady hanao surprise ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2244