Mitovy satria

1. rijadolly ( 15/06/2010 16:22)
Inona ny hitovin' ny Kiraro sy ny aéroplane?
2. tsial ( 16/06/2010 11:37)
samy mi-decolle
3. rijadolly ( 16/06/2010 12:56)
misy mahay sahady ve rangahy, misaotra e!

Manaraka indray,

Ny tongotra sy ny molotra?
4. tsial ( 16/06/2010 13:03)
samy vakivaky koa rehefa ririnina eh
5. rijadolly ( 18/06/2010 03:26)
tsy diso fa tsy mbola izay
6. tsial ( 18/06/2010 05:13)
ny zana-tsoratra indray ary eh
7. rijadolly ( 18/06/2010 15:26)
Mbola tsy izay ihany e!
8. rijadolly ( 21/06/2010 19:16)
Valiako fa efa ela loatra: Molotra sy ny tongotra dia samy manao " BA "

Manaraka indray

Ny nify sy ny kiraro?
9. tsial ( 22/06/2010 09:25)
samy manaikitra ary eh
10. rijadolly ( 22/06/2010 16:02)
Marina fa tsy mbola izay...
11. tsial ( 22/06/2010 23:31)
samy brosina lol
12. rijadolly ( 23/06/2010 02:30)
Mankasitra e! IHIHIHIHIHI!

Grave ko se zany ry Tsial a! tena mandalina mihitsy fa tsy ohatran' ireny olona miteniteny foana ireny.

Manaraka indray ary....

Vehivavy sy ny vola?
13. rozymalalan ( 24/06/2010 07:36)
vehivavy sy ny vola ve ? samy tadiavuna é


Mankasitra e! IHIHIHIHIHI!

Grave ko se zany ry Tsial a! tena mandalina mihitsy fa tsy ohatran' ireny olona miteniteny foana ireny.

Manaraka indray ary....

Vehivavy sy ny vola?
14. rijadolly ( 25/06/2010 13:47)
Marina fa mbola tsy izay....
15. rijadolly ( 02/07/2010 03:07)
Valiako indray ty fa efa-po doly zany nareo moa koa efa ela loatra,

Ny hitovian' vehivavy sy ny vola dia samy kotiana....
16. jodasy2009 ( 13/07/2010 10:54)
ary rijadolly ve mpandalina malagasy e??? tsetsatsetsa tsy aritra iny an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1851