pavillon

1. rafangotsohana ( 07/06/2010 12:44)
Mba mila fanampiana za ry reto a : sao dia mba misy mahita na manana pavillon ao @ tsenan'i mahamasina, na soamantombo, na analakely, nefa tsy ampiasainy, mba hofaiko hanaovako activité kely? Raha eny dia ohatrinona eo no tokony ho hofany? Na koa ireny tranokely amoron-dalana ireny, amin'ireo faritra ireo ihany!! Dia misaotra betsaka @ fiaraha-miasa, tompoko.
novalian'i ledala ny 01/11/2010 01:06
2. hery ( 10/06/2010 20:32)
Angamba tena mandalo eny akaiky eny mihitsy. Indraindray koa ny olona tsinona mbola ampiasainy foana ilay izy sady mitady mpividy izy.
3. rafangotsohana ( 11/06/2010 05:45)
Misaotra betsaka Ra-Hery a! Aleo marina angamba miezaka manontanintany eny manodidina eny! Merci e!!
4. ledala ( 01/11/2010 01:06)
ary tsy azo atomboka amin'ireny trano vy ireny aloha nga mandra- paha? maereza ary aza ela fikenona an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7549