tongo kisoa

1. cicine ( 29/05/2010 21:21)
saika hanontany izay mahalala hoe ahoana no fomba fahandro tsotra indrindra tongo kisoa,
izany hoe raha azo atao dia tsy asiana karazana tongolo na gros oignon na gasy, misaotra tompoko
novalian'i vale ny 16/07/2010 22:06
2. cicine ( 29/05/2010 21:39)
na izay fomba fanhandro fantatrareo ary d avy eo hitako eo izany hanatsarako azy e! misaotra o!
3. hery ( 30/05/2010 04:10)
Toa tonga dia andrahoina maharitra amin'ny rano fotsiny dia rehefa masaka vao asiana ny karazan-tsaosy tianao.
4. Ratoa ( 31/05/2010 01:56)
handroana aminy rano mahamaska azy sy sira fotsiny
5. sipagasy ( 05/06/2010 14:55)
dia avela hangatsiaka kely dia hanina miaraka @ saosy vinaigrette miaraka @ tongolo sy ahitra amitso ann ..... dia aoka fotsiny e!!!!!
6. fahamarinana ( 06/06/2010 16:30)

dia avela hangatsiaka kely dia hanina miaraka @ saosy vinaigrette miaraka @ tongolo sy ahitra amitso ann ..... dia aoka fotsiny e!!!!!

Ohatrany mety ho tiako izany any sipagasy zany kle ! Mba hanadrana re7 hafa indray znay !Misaotra e! :-)
7. Miguele33 ( 22/06/2010 06:08)
Freak O_O
[URL=http://s04.flagcounter.com/countries/3DIf][IMG]http://2.s04.flagcounter.com/count/3DIf/bg=FFFFFF/txt=FFFFFF/border=FFFFFF/columns=1/maxflags=1/viewers=0/labels=1/[/IMG][/URL][URL=http://s01.flagcounter.com/countries/fcPpr][IMG]http://2.s01.flagcounter.com/count/fcPpR/bg=FFFFFF/txt=FFFFFF/border=FFFFFF/columns=1/maxflags=1/viewers=0/labels=1/[/IMG][/URL]
8. vale ( 16/07/2010 22:06)
Ohatra an'io fahandron'i Hery io koa fa avy eo esorina daholo rehefa vita fangarony tongolo oignons sy tongolo gasy , dia atokano dia alaivo ny anamamy ataovy fonds anatin'ilay vilany nandrahoina ilay tongokisoa teo iny ary ataovy eo amboniny ny tongonkisoa efa vita saosy, dia asio rano tokony haha-masaka ny anamamy, ampiana menaka kely raha maina satria avela ho ritra amin'ny farany, miam!
9. vale ( 16/07/2010 22:06)

10. vale ( 16/07/2010 22:06)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2779