BON ANNIVERSAIRE ( Diamondra27, sakaizakely , milaibe sns)

1. maeva74 ( 19/05/2010 09:06)
Miarahaba ny namana rehetra teraka volana mai tratry ny tsingeritaona e!!!
Fisaorana no asetry ny firariantsoa rehetra .
Ba betsaka daholo


novalian'i bobone ny 09/06/2010 06:40
2. diamondra27 ( 21/05/2010 06:31)
:-D :-D :-D

maeva:merci akia ry sely a, de njy koa bon annif a, de ba takolaka 2, ba mamy be
:-* :-* :-* :-* :-* :-*
samy ho tahian'Atra daholo dia ho samy salama e.
3. kathia87 ( 25/05/2010 06:20)
Bon annif Milaibe dia mirary ny soa sy ny tsara ho anao hatrany !! bis milaibe





:-* :-* :-* (l)
4. milaibe ( 25/05/2010 07:55)
Misaotra betsaka e, bizzzz Maeva , bizzz kathia
Bon annif koa ry Diams zany
Indrindra ilay baviko izay i sakaizakely , bizzz daholo, veloma hoy tonton @ papouzikely, efa mihatsara ny andro
Bon annif koa @ izay rehetra androany ary e i jennifer mpanadala , i Tsong :lol:
5. bobone ( 09/06/2010 06:40)

Maeva74:Misaotra anao nahatsiaro anay namana manana anniversaire volana Mai ! misaotra indrindra ary miarahaba ny namana mitovy amiko koa ! eo Diams ,jennifer, Tsong!!sns e!
miala tsiny raha izao vao nanoratra fa tsy teto ! tahian'Atra @ izay hatao e!
ba mamy daholo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.382