SAO MBA MISY MAHAFANTATRA NAREO?

1. xxx ( 04/05/2010 09:35)
Aôna ny hi conservena yaourt @ pot mandritra ny 15 à 20 jours fa tena mba ilaiko raha mba misy mahalala! efa nijery t@ google fa sarotra be le any fa le mora raha mitsy mahay, zafady de misôtra mialo e!
novalian'i albi ny 16/01/2011 22:58
2. hery ( 10/06/2010 20:32)
Congéler-na? sa tsy mety?
3. Lejoba ( 21/09/2010 10:55)
mitondrà ronono dia manamboara yaourt izay ilaina isaky ny 2 andro
4. albi ( 16/01/2011 22:58)
Rehefa vita ny yaourt dia atao anaty bocale plastique tsra sarona tsara dia azo tehirizina mandritra ny iray volana. Isaky ny hihinana hianao dia afaka maka, ary avy hatrany dia averina anaty frigidaire ilay izy . Marihiko fa tsy azo tehirizina ny yaourt raha tsy manana frigidaire ianao. na raha tsy izany dia mividy ireny glacon amin'ny kilao ireny fa efa misy orinasa manao izany betsaka ao tana ao.Dia atao anaty glaciere dia afaka mitahiry koa ianao,ary tsy maintsy mividy glacon isanandro izany fa tsy maintsy mitsonika tsinona ny glacon, Sady tsy lafo ange ny glacon e! dia mazotoa...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2217