Premiers gestes manoloana ny AVC à 60% maika be ry namana !!

1. AndriambyII ( 30/04/2010 19:12)
Inona no zavatra hatao voalohany indrindra mba hahatony ny marary ? Mba valio haingana fa miandry ny valin-teny na fanampiana @ izay afaka mamaly , vonjy aina ity ry namana isany ,patient de 60 ans mipetraka eto stiring akaikin' i Metz ,raha misy mahalala na afaka mampindrana prise en charge d' urgence ianareo aty avaratra dia mba mangataka creneau kely azafady indrindra é !!
novalian'i xxxy ny 10/08/2010 16:51
2. AndriambyII ( 02/05/2010 22:34)
ÖÖÖééééé ! aiza daholo ianareo é ?? Vonjeo hoy aho ny namana !!!
3. AndriambyII ( 02/05/2010 23:17)
Mila fanampiana azafady indrindra , AVC à 60 % de M.Stephane Allard 70aine ,région de Metz à Stiring soin immediat urgent .Appels aux âmes de bonne volonté SVP!!
4. sakaizakely ( 04/05/2010 20:47)
fa enao ve klou vena sa ?

ahoana no ahalalànao ny pourcentage d'atteinte, ahoana ny naha diagnostiké nao azy fa AVC fa tsy raha hafa ?
any @ vazaha nga mahazo manaonao foana fa ny soins d'urgence izany dia dokotera irery ihany no mahazo mi prodiguer an'izany satria resaka sarompady b le izy. Doko ihany, na diagnostika, na soins d'urgences. Tsy hoe any antanana ka hiandry sarety mandalo na hanakana taksi borosy ho any @ hopitaly fa misy ny 17 fiantsoana ny pompiers dia Doko efa zadraharaha no tonga eo manao ny premiers soins, dia evacuer-ny @ fiara pin pon prioritaire mankany @ hopitaly ny marary. Izany no fandehany any
fa tsy anjaran'ny olontsotra na ny manodidina, na ny olona virtoaly mpisera mihitsy ny miandraikitra marary, tsy ilàna koa ny mamoaka anaran'olona etoana noho izany
mila mianatra kely ny fizorandraha any ivelany mihitsy aloha fa tena mbola zazavao :�) :�)
5. AndriambyII ( 04/05/2010 21:54)
Je me trouvais à 2700km du lieu hier, izay no olana !! suis en route maintenant là !! l' angoisse me soule !! mdr!
6. touds ( 05/05/2010 08:20)
tena marina n nolazain sakaizakely an, aleo doko no antsoinao fa ts vita2 n'olo tsotra @zao izn, courage
7. xxx ( 06/05/2010 21:14)
inona ary ty??
"l'angoisse me soule hoy izy" de mdr ndray avy eo 8O
8. jojo-bebe ( 13/05/2010 18:16)

keskise passe?? 8O :/
9. Miguele33 ( 21/06/2010 12:16)
keskise passe?? 8O OmG /=

[IMG]http://2.s04.flagcounter.com/count/3DIf/bg=FFFFFF/txt=FFFFFF/border=FFFFFF/columns=1/maxflags=1/viewers=0/labels=1/[/IMG][IMG]http://http://2.s01.flagcounter.com/more/fcPpr/bg=FFFFFF/txt=FFFFFF/border=FFFFFF/columns=1/maxflags=1/viewers=0/labels=1/[/IMG]
10. xxxy ( 10/08/2010 16:51)
tsy efa gly ve zany zay fa efa ela ihany le ranamana tsy niantso dokotera

hon hon hon
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2004