télécommande

1. hana ( 28/04/2010 12:40)
Miarahaba ny namana rehetra. Misy olana kely aho ry zareo, sao mba eto aminareo no hovoavaha izy ity?
Ilay fiara izany mivoha sy mihidy @ télécommande toy ny fiara betsaka ankehitriny e. Saingy angamba lany piles ilay izy fa tsy mamaly intsony fa tsy maintsy lakile foana no ampiasaina.
Nitady hevitra hanokafana azy aho fa tsy mety voasokatro, matahotra ny hanimba koa. Dia aiza no mety misy pile atao ao sady misy manokatra azy?
Izaho aty France no mipetraka, eto @ Ile de France
Misaotra mialoha
novalian'i manoasoa ny 05/10/2012 13:12
2. xxx ( 28/04/2010 13:51)
eny @ concessionnaire
3. Ralay ( 29/08/2010 09:04)

Inona ilay fiara dia azavaiko ny fanokafana azy fa tsy dia sarotra ny manolo pile an'izy ireny
4. hana ( 17/09/2010 10:55)
mazda mpv ilay izy. Ilay télécommande no tsy voasokatro, f'angaha misy ifandraisany @ ny marque-n'ny fiara ny maha-mora na tsia ny fanokafana ilay télécommande?
5. AndriambyII ( 21/01/2011 00:07)
Poiro @ tournevis na antsy kely ilay lackle dia soloy fotsny ny pila dia asio lakoly izay vaky . Tsy sarotra izany
6. manoasoa ( 05/10/2012 13:12)

AndriambyII:

Poiro @ tournevis na antsy kely ilay lackle dia soloy fotsny ny pila dia asio lakoly izay vaky . Tsy sarotra izany


lol be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.046