SAKAFO MAHA ELA VELONA 
xxx - 28/04/2010 11:03
|
![]() |
Ratoa - 30/04/2010 03:00
|
![]() |
hana - 23/07/2010 14:12
|
![]() Ny toro-hevitra ara-pahasalamàna momba ny sakafo, matetika, dia ahitàna izao : ialàna ny mihinana be loatra : matavy (hendihendy, mayonnaise, crèmes isan-karazany, tavin-kena sy karatoa, sakafo be saosy sy menaka); ireo sakafo namboarina ara-indostrialy fa tsy voa-janahary : charcuteries, nuggets sy panés efa vita, anisan'izany ny chips sy frites surgelées; voatonona matetika koa ny ketch'up, pizzas, ets.ny sodas sy boissons gazeuses rehetra, indrindra itony énergizants itony Dia ezahina indray ny mihinana betsaka, araka izay azo atao : voankazo sy légumes isan-karazany. nourritures complètes : vary gasy, pain au son, blé na farine na pâtes complets; hena tsy matavy loatra, trondro sy atody; ronono sy ny azo avy aminy, haninkotrana. Rano no sotroina, ranon'ampango, ranom-boankazo tsy mamy loatra .... Sakafo équilibré, sy fomba fiaina milamina e! Dia mitandro fahasalamàna koa @ fampiasàna vatana, fiainana @ rivotra sy tontolo madio ets |
diamondra27 - 15/02/2011 19:05
|
![]() mila mahay mifehy tena mila misakafo tsy be sucre , tsy gras, tsy be sira legumes et fruits 5 variétés par jour manao sport 30mn minimu par jour , na la marche dia efa mety mazotoa dia longue vie à vous |
diamondra27 - 15/02/2011 19:05
|
![]() mila mahay mifehy tena mila misakafo tsy be sucre , tsy gras, tsy be sira legumes et fruits 5 variétés par jour manao sport 30mn minimu par jour , na la marche dia efa mety mazotoa dia longue vie à vous |