You are here: home > Forum

tafiditra any mada ny OGM

Lohahevitra : Sakafo
Fitohizan'ny hafatra : tafiditra any mada ny OGM
Valiny : 2
bazylou - 22/04/2010 10:16
Ekena fa mila atsaraina ny masom boly any mdg, ny olana anefa dia tsy maharaka ny tantsaha ny
Masom boly vokarina eo an toerana na misy ny fofifa sy ny min agri aza.
Vokany: hanao importation ny semence mora sy maniry ary mamoka vokatra haingana
ny gasy.
Valio | Miverina eny ambony
soanja - 24/04/2010 15:27
Tsy aleo mamboly dia mihinana toa izay hilalao tanana fotsiny! Sa ahoana hoy Ise?
Valio | Miverina eny ambony
bazylou - 27/11/2010 19:42
ka le zavatra ambolenao pozina dia ahoana ,atao sy lerana ihany ve??

beuuurrk
Valio | Miverina eny ambony