Mba atakalozy any ity volako ity!

1. rakapy ( 16/04/2010 12:05)
-"Mba atakalozy any ity vola 10.000 -ko ity ry mpivarotra an!" hoy ilay rangahy t@ ilay mpivarotra iray.
Noraisin'ilay tovolahy mpivarotra ilay vola ary dia nomeny 1000 ilay rangahy.
- "10.000 anie no nomeko anao teo e!" .hoy ilay rangahy
-"Ka ianao nilaza hoe atakalozy ity volako ity ko! dia iny ny takalony". hoy ilay mpivarotra.
-"Ka tsy ampy 9000 be izao anie ny vola nomenao ahy e!". hoy ilay rangahy
-"Tsy ampy 9000 ahoana razoky a!" .hoy ilay mpivarotra
-"Ianao ve mahay manisa e!" .Hoy ilay rangahy.
-" Mahay manisa aho ka!" Hoy ilay mpivarotra.
-"Ka nahoana no 1000 no nomenao ahy?Aiza ny 9000-ko!". hoy ilay rangahy.
- Ka tsy 9000 no nalaiko t@ ilay vola-nao teo fa 0 (aotra-zero) ko hoe 9000 a! 9000 a!. Hoy ilay mpivarotra.
- Aotra ahona no nalainao? Hoy ilay rangahy
- " Ka ny zero na aotra anie rangahy ity tsy mikaonty e! hoy ilay mpivarotra.

novalian'i Bita ny 12/06/2010 11:18
2. rakapy ( 16/04/2010 15:17)
Kay ilay zero t@ ilay 10.000 no nangalan'ilery iray dia lasa 1000.
3. maryline ( 16/04/2010 17:23)
=)) =)) =)) =)) =))
4. Bita ( 12/06/2010 11:18)
ka nankaiza ary ny 9 e;))))))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7698