omeo menu njazakely e.

1. rtcflora ( 11/04/2010 18:21)
mba omeo menu njazakely apartir de 6 mois
oh: cereal,lasopy ... de tantarao la atao fangaro
2. sipagasy ( 18/04/2010 07:00)
ny tena tsara aloha dia sakafo vita karakara ao an-trano e! sady madio iny no azo antoka,

azonao atao ny manao lasopy: karoty, ovy, toton-kena kely, na koa fen'akoho, ary potehina @ robot avy eo dia omena ilay zaza, tsy tena atao potika beh loatra akory ann

efa azonao omena vary somary natao sosoa be ranony koa izy @ io taonany io, (ny ahy aza moa vao 3 volana dia nomen'i neninay vary maina hihih fa nihinana ny anareo e!!!)

izany hoe azonao omena ny rehetra ny zanakao afatsy hoe (choucroute angamba hihihi) sy izay sakafo somary saro devonina e! fa somary ataovy malemy ny azy, ary totoy @ robot raha tianao

dia mazotoa homana e!!!
3. mauricette ( 04/07/2011 12:52)
Bonjour daholo,
Ahoana kay ny fanamboarana kobam-bary ho anjaza kely ?
Zany hoe efa 7 mois izao ny zanako de tiako mba solosoloina ny sakafony .
Dia misaotra betsaka t@ le toro-hevitra etsy ambony fa tena mahasoa tokoa .
Mirary ny fianakaviana indrindra fa ny taiza ho salama tsara daholo eh!


Misaotra betsaka mialoha .
4. mirananirina ( 04/07/2011 15:20)
mbola kely loatra ny zaza 6 na 7 mois izany .vao manomboka mihinana sakafo.ka tokony ho puréna tsara daholo ny sakafony.azonao omen azy ny sakafo hohaninao saingy refa masaka dia ny azy tsy asiana mivaingana mihitsy aloha mandrapaha 8 mois(araka lazain i sipagasy io)
tandremo fotsiny ny be sira na be siramamy @ sakafony.hitanao le petit pot ireny.jereo ireo sakafo ataony ao oh karoty ovy sns....
Kobam-bary indray na vary efa masaka no atao koba na misy vovom-bary.cereal.katsaka sns eny @ mpivarotra de andrahoana @ ronono de vita
5. mauricette ( 05/07/2011 03:29)

mirananirina< misaotra betsaka t@ torohevitra rehetra fa tene manana namana tokoa .
izany we na vary efa masaka aza izany azo hatao pure ho lasa koba d'efa mety?
Misaotra betsaka fa handramako daholo ny toro-hevitrao de bonne journee.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1769