kalalao matin-dronono matimatin-draha tiana

1. milamm ( 08/04/2010 19:31)
nahavariana tokoa tompokovavy sy tompokolahy isany ny tantaran\'ity lhl iray afrikana tatsimo 96 taona Mohr Keet nahazo ny Guinness World Record @ ty kilalao fisedrana tahotra antsoina oe >,fahita izy io any afrika na ireo olona any amerika ,new zealand ,australia ,eropa sns .
Inona marina moa izy io ,mitsambikina eny ambony hatsana ilay rangahy faran\'izay avo eny misy fiaro loza mazava ho azy(tady mifatotra @ vatana) nahatratra 216 m ny ahavony tetezana antsoina oe bloukrane(garden\'s route ao afrika atsimo),nanaraka azy t@ zany moa ny zanany vavy E.van der nett sy ny zafikekliny vavy Y.kruger, 88 taona ingahy Mohr keet no nitsambikina voalohany ofisialy :o ,ary efa intelo moa no tompondaka erantany @ beantitra ho an\'izay mankafy sary mihetsika moa dia

http://www.youtube.com/watch?v=VAnpmdTL0DY

ny nahafinaritra ahy @ zavatra nolazainy de zao hoy izy
>
dikanteny tsotra
> mahafinaritra ny dadabe toy tony fa mateza ny aina e
:-D :-D :-D
novalian'i sipagasy ny 17/07/2010 13:48
2. sipagasy ( 17/07/2010 13:48)
mila fitaizana ny vatana izany รด!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.127