Mirary paka sambatra ho antsika rehetra

1. maeva74 ( 31/03/2010 16:46)
Mirary paka finaritra ho antsika rehetra dia enga anie hitondra filaminana ho an´i tanindrazantsika ity paka ity.
Ba betsaka daholo



novalian'i tywa68 ny 01/04/2010 18:14
2. soanja ( 31/03/2010 22:30)
Hirotsaka eo anivontsika tsirairay anie ny Fahasoavan'Andriamanitra! Amen. Misaotra amin'ny firariantsoa. :-* :-* :-* (l)
3. tywa68 ( 01/04/2010 18:14)
Ho tanteraka anie ny vavakareo roa :) d ampiako ihany hoe tsy very mandeha ny mahitsy lalana :) :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.376