chatroulette - omegle - camtoya : tandremo ny ankizy e

1. xxx ( 26/03/2010 03:19)
Vetaveta ny 3/4 ny zavatra hita amin'ireny chat video @ olon-tsy fantatra ireny, kanefa toa misimisy ihany ny zaza tsy ampy taona mirozirozy any le!

Ataoko fa samy efa miaro ny zanany amin'ny dangers potentiels @ity internet ity daholo ihany ny raiamandreny. Fa na izany aza aleo atsipy ihany ilay resaka aloha.
novalian'i sipagasy ny 27/03/2010 19:04
2. sipagasy ( 27/03/2010 19:04)
izay anie ilay dinika ao ambanimbany ao e!!!!! hoe atao manara-damôdy (baranahiny) veh ilay fitaizana sa dia ferana??? hatraiza ny fetra anefa???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4648