Inona ary zany????

1. peta83 ( 24/03/2010 13:10)
Inona ary no mapitovy ny magy omby volamena sy ny kapoty?
2. Mirananirina ( 30/03/2010 14:28)
inona ilay magy fa tsy azoko aloha
3. xxx ( 01/04/2010 02:56)
Magy ilay atao amin' laoka mampatsiro azy, ohatran' ny cube jumbo ihany.
4. peta83 ( 01/04/2010 12:59)
zay v de bola tsy mis mahay iany...........................
aleo ary omena ny valiny!
SAMY BIBY IRAY ISAKY NY FONOSANA ANEEEFANY!
tsy mahay daolo nareo! :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :(
5. dadax ( 15/04/2010 10:21)
inona ar zany? raha eo i TSIMBA d sakafon'ny mpianakavy izy; fa raha tsy eo i TSIMBA d sakafon'i dada irery izy? :p
6. xxx ( 15/04/2010 12:29)
dadax>>> Ary dadax koa ve mihinan-drery ohatran'i dada :lol:
7. dadax ( 16/04/2010 06:42)
mihinan-drery izay anjarako zah fa ts minana ny an ny hafa an!
sady dada (raimpianakavina) no tiko kôzina fa i dada le dadanareo ka! :^) :^) :^) :^) :^) :^)
8. tenompitia ( 16/04/2010 06:52)
foTSIMBAry :-D :-D :-D :�)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6144