3 V

1. kala ( 24/03/2010 08:57)
Inona ary zany :

- 3 V?

Samy mahay daholo an! bravo

fa ity, inona ary zany, rehefa mihoatra ny fitiavana diso tafahoatra ny 3 V dia lasa inona?

Mandra pitafa ndray

coucou manokana hoan'i pissoa, dadabe, totofy, bilakarenjy, vale, yonokaf, ari.malala, watafon, sy ireo akama rehetra hatrizay.... ka mandrak'izao.

novalian'i peta83 ny 26/03/2010 13:23
2. peta83 ( 24/03/2010 13:07)
dia lasa site web (www) mdr!!!
tsy aiko manko eh!
3. kala ( 25/03/2010 12:33)
Soupape kely fotsiny é!

mpanao politika no tena tia azy ireo.. :roll:
4. peta83 ( 26/03/2010 13:23)
misy itako iany fa lasa efatra le izy:
Vevavy, Vola, Voninahitra ary Voitureuh!
marina ve ry kala?!! :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3017