Mitady namana taloha raha sendra misy mahafantatra

1. sooah ( 15/03/2010 13:16)
misy namako taloha miatdy azy aho raha sendra fantatrareo.
Ny momba azy:
* Anarany: RAFALY TIANA ERIC JENI LALAINA
* Teraka t@:10 août 1987
ny adiresiny raha mbola tsy niova: Villà Tsara Soa Nanisana ANTANANARIVO
* Classe de 3èA tao @ LE PETIT NID NANISANA t@taona 2004
* Kambana mirahavavy ny iray tampo aminy: Minah sy Sarah

( mbola tsy itako io tranony io ary tsy haiko koa hoe aiza izy @zao, fa ny fantatro dia mbola velona izy :o Raha fantatrareo dia mba teneno za, andefaso hafatra, misaotra betsaka)
novalian'i xxx ny 02/04/2010 20:20
2. jarifa ( 16/03/2010 04:27)
Sao atao hoe adala ianao ka tezitra leuleu, ny anarany fantatrao, ny momba azy fantatrao, ny adresse fantatrao,... ko manina no tsy ianao no mandeha mitady azy direct any atranony sa tsy misy frais andehanana any dia ny olona no irahina ho any sa nanao ratsy tany ianao dia tsy sahy mankany. ataovy any @ namana taloha any @ sobika fa diso adresse leuleu
3. xxx ( 16/03/2010 14:05)
ngah enao tsy eto tana sa aiza ??? ra tsy eto ianao kou maninona raha izay havanao ( cousin na cousine nao) aty no asaivo manontany @ io adresse io é !
4. Mirananirina ( 16/03/2010 15:50)
Sao atao hoe adala ianao ka tezitra leuleu, ny anarany fantatrao, ny momba azy fantatrao, ny adresse fantatrao,... ko manina no tsy ianao no mandeha mitady azy direct any atranony sa tsy misy frais andehanana any dia ny olona no irahina ho any sa nanao ratsy tany ianao dia tsy sahy mankany. ataovy any @ namana taloha any @ sobika fa diso adresse leuleu
:-D :-D :-D
5. dadabe ( 18/03/2010 12:08)
ouayy leu leu
6. xxx ( 02/04/2010 20:20)
::::::ito ny sariny:::::::::: www.sipagasy.tk

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0924