sôsy bechamel!

1. Djhamhal ( 07/03/2010 16:55)
inona avy kay ny fangaronjavatra ilaina raha hanao béchamel ! zany oe ta hanao entrée chaude zany za oh we : crépe a la béchamel ! salé le izy !
misy afaka manome idéé koa ve ny ¨@ zay mety ho atao anatin'lé crepe!
m'sôtra mialoha é!
novalian'i gasyassas ny 18/04/2013 16:45
2. Ratoa ( 08/03/2010 00:40)
manao bouillon mafana ianao aloha. Mety ho hena na trondro na akoho asiana caroote, tongolo , persil , céléri ary koa cannelle na/sy noix de muscade raha tianao.
dia manendy dobera na margarine tena tsara qualié. sahabo 2 cuiller
dia asiana lafarine sahabo 2cuiller koa. haroy tsara tsy hanao grumeaux;
dia raha manify loatra (be menaka) dia ampio lafarine. tandremo anefa tsy ho maina be;
araraho tsikelikely (par louche na demi-louche) ilay bouillon,
haroy tsy a-kijanona. Dia izay. raha misy mivaongam-bainga dia tatavanao amin'ny passoire.
rah tsy ampiasaina avy hatrany,Asio copeaux de beurre noikisana tamin'ny antsy eo amboniny mba tsy hisy ilay tahaka ny hero-dronono hiforona à la surface
3. Djhamhal ( 08/03/2010 13:03)
M'sôtra Ratoa â! fa afaka mampiasa ronono ve ??
4. Ratoa ( 10/03/2010 20:25)
fa afaka mampiasa ronono ve ??
afaka tsara mihitsy, miankina amin'ny tsirony tianao sy tadiavinao io .
5. Ratoa ( 10/03/2010 20:27)
adinoko fa tsy atao anaty bechamel ireo zavatra nandrahoana ny bouillon fa hanome tsiro fotsiny no ilana azy
6. tarzand ( 10/02/2011 13:51)
zavatra ilaina ra hanao sauce 80pers: (za mantsy traiteur de io no mahzatra ahy)
- dibera 250g
- farine 1kg
- ronono 4l
- hôpla 1l
- tongolo 250g
fanaovana azy: endasina @ dibera ny tongolo ary atao somary doré; arotsaka ao avieo ny farine dia hafangaro tsara, (somary mahazo pâte). Dia alefa tsikelikely ao ny ronono sady harona tsy ankijanona. Rehefa tapitra voararaka ny ronono rehetra dia asina hôpla @zay. Dia hafangaro tsara. Aza adino ny sira.
NB: tsy sauce blanche fa béchamel an: ny dikany dia asina tongolo na zavatra maitso.
7. tsintso ( 19/02/2011 17:16)
fa ny sauce bechamel ve zany , hafa de ny sauce blanche hafa , mba toroy hevitra ange azafady fa tsy mahafantatra ny tena iz za misaotra betsaka
8. gasyassas ( 18/04/2013 16:45)

Ratoa:

manao bouillon mafana ianao aloha. Mety ho hena na trondro na akoho asiana caroote, tongolo , persil , céléri ary koa cannelle na/sy noix de muscade raha tianao.
dia manendy dobera na margarine tena tsara qualié. sahabo 2 cuiller
dia asiana lafarine sahabo 2cuiller koa. haroy tsara tsy hanao grumeaux;
dia raha manify loatra (be menaka) dia ampio lafarine. tandremo anefa tsy ho maina be;
araraho tsikelikely (par louche na demi-louche) ilay bouillon,
haroy tsy a-kijanona. Dia izay. raha misy mivaongam-bainga dia tatavanao amin'ny passoire.
rah tsy ampiasaina avy hatrany,Asio copeaux de beurre noikisana tamin'ny antsy eo amboniny mba tsy hisy ilay tahaka ny hero-dronono hiforona à la surface


Ono oa, tsy asiana ronono v ilay bechamel-nao??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2081