Mpanapitrisa malagasy expatrié !!

1. xxx ( 03/03/2010 07:50)
Naita siontsion-dresaka momba ny malagasy iray mpetraka any andafy ,lazaina fa miltimiliardéra ah ! sô mba miss mahafatantra ianareo??
2. rakapy ( 03/03/2010 08:52)
Multimilliardaire @ vola inona aloha e? Euro sa dollar sa Ariary? Raha ny Ariary mantsy dia misimisy ihany no azo atao hoe milliardaire ny gasy any an-dafy.
3. xxx ( 03/03/2010 10:38)
En $ raha ny faitako azy satry volaza @ magazine fobres !!
4. mandrindra ( 06/04/2010 19:40)
dia efa misy anarana izany any antin'ilay mag eeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3504