mila vady

1. koula ( 27/02/2010 08:23)
mitady olon tian oooooooooooooooooo
novalian'i xxxy ny 10/08/2010 16:52
2. Seeno ( 28/02/2010 07:18)
reny angaha tadiavina zany fa tonga ho azy eh, mahereta fa mbola ho avy ny anjaranao eh (l) (l) (l)
3. berado ( 06/03/2010 05:03)
lah sa vavy le tadiavina?
4. Djhamhal ( 06/03/2010 05:15)
olontiana ve sa vady é! sa olontiana ho vadiana ? sa vady atao olontiana ? :lol: :lol: :-D :-D ! Courage é!!!!!!!!!!
5. cowgirl ( 06/03/2010 21:44)
:lol: :lol: :lol: :lol: efa manam-bady hono izy fa mbola tsy ampy hihihihih
6. melianie ( 25/03/2010 13:44)
cowgirl:

:lol: :lol: :lol: :lol: efa manam-bady hono izy fa mbola tsy ampy hihihihih


za eto ra ohatra kahhhh!!!! fa vavy aloha sa lahy le izy eh ?
:roll:
7. Passy ( 27/03/2010 05:50)
mitady tsain ny tenanay ok
mba valio ze liana
8. koula ( 28/03/2010 19:02)
melianie:

cowgirl:

:lol: :lol: :lol: :lol: efa manam-bady hono izy fa mbola tsy ampy hihihihih


za eto ra ohatra kahhhh!!!! fa vavy aloha sa lahy le izy eh ?
:roll:



za eto e .kofa za
9. fabikely ( 14/05/2010 11:52)
Aiza kosa e, ratsy mitady tsy mahita, ary ratsy mandray tsy mahazo...lol...tadiavo ny vady fa aza miandry fotsiny zany... :D
10. Jima ( 26/05/2010 18:18)
za eto ra ohatra kahhhh!!!! fa vavy aloha sa lahy le izy eh ? :roll: :cry: (l) (l) (l)
11. xxxy ( 10/08/2010 16:52)
ndana manao damopra rehefa tsy mahita eee lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1935