aiza daholo

1. Mirananirina ( 17/02/2010 11:07)
tsy hita daholo ianareo fa lasa aiza daholo ,Sasatsasany ihany sisa no mba tazana eto,variana fb hihihi..
novalian'i dadabe ny 05/03/2010 13:06
2. Djhamhal ( 17/02/2010 11:24)
salut ! Mirananirina! mbola mitsikaraka any an'anonananona any é!! tsy milamina ny tany dia mikorontana be ny asa aman-draharaha fa mitsidika ihany refa manam-potoana ka ! maztou é!tsy maintsy miketrika é! :-w :lol:
3. Mirananirina ( 18/02/2010 10:41)
salut,Djhamhal,manao tsidi-paratra daholo.Sa inona moa no filaza ireny.Mandalo kely dia lasa
4. Mirananirina ( 18/02/2010 10:48)
tsidi-paratra
diso tsidi-pahitra no tiako lazaina
5. RATOVOARY ( 25/02/2010 08:07)
Mandalo dia miserana kely angamba e! :lol:
6. bobone ( 26/02/2010 06:43)
:D :D :D teren'ny asa akia dia tsy afaka mivalapatra an! nefa na dia izany aza tsy manadino kah! :D :wink: :D :wink: :D :D :D
7. Mirananirina ( 26/02/2010 08:05)
Mandalo dia miserana kely angamba e!
:-* :-*
teren'ny asa akia dia tsy afaka mivalapatra an! nefa na dia izany aza tsy manadino kah!
:-* :-* :-*
marina izany,ka zay ny mahavoa anay miasa tena ity,afaka miditra eto foana dia manararaotra ery.tsy misy sefo :)
8. kotobekibo ( 26/02/2010 15:39)
ty ary za fa tamy an! :-D :-D :-D
9. Seeno ( 28/02/2010 07:21)
de hoento ary ny resaka fa liana be aho eh! :^)
10. Mirananirina ( 02/03/2010 16:10)
ty ary za fa tamy an!
:-* :-*
de hoento ary ny resaka fa liana be aho eh
:-* :-* :-*
11. dadabe ( 05/03/2010 13:06)
zah aza nody kely tany dago ry Miran a....henjana be ny fiainana any kle :roll: :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0973