Iza lé bandy?
1. DotMG
(
16/02/2010 17:08)
Misy bandy iray izay ato @ serasera rehefa miara-mirevy dia ilehiry tsy mety misotrosotro mihitsy nefa nedala tsy vokovoko manga akory.
Iza lé bandy?
Deviziny dia hoe "Tsaky dia ampy"
2. Mifenty
(
17/02/2010 11:00)
3. Ratoa
(
17/02/2010 13:31)
ka samy manana ny reviny ko! ho ela vellona anie ny fahafaha-mifidy
4. Djhamhal
(
18/02/2010 10:42)
"Tsaky dia ampy"
"Ampy dia maimbo":lol: :lol: :lol:
5. kala
(
24/03/2010 08:53)
:wink:
mety daholo rireto â!
tsaky dia ampy,
bisous de ampy
câlin vao ampy.
Hoatrany fantatro zay tary tsy mety misotro zay klé....
:twisted:
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.2125