fa maninona

1. bobone ( 15/02/2010 06:12)
asa na mety hatao ato ty hafatra ry reto fa mahagaga ahy fa tsy mety misokatra mihintsy ny hafatra ! faly ery nahazo hafatra vaovao @ ankizy nefa tampoka sokafana tsy mety fa misoratra ORROR ilay izy dia asa na tahaka izany ny anareo !!! inona re no tokony hatao @ izany e!
2. Ratoa ( 17/02/2010 00:37)
inona izany orror?
3. bobone ( 17/02/2010 05:40)
:D :D :D :D diso fanoratra zaho fa ERROR no izy e! mialatsiny indrindra
4. Djhamhal ( 17/02/2010 11:27)
mety diso mot de passe na pseudo ngamba ? anontanio i ra hery é!
5. bobone ( 19/02/2010 05:42)
Djhamhal: tena tsy diso kah! efa misokatra izao anie ilay Sera e! fa rehefa mahita ilay soratra mena hoe havatra vaovao dia klikeko iny dia tsy misokatra mihitsy fa io soratra io no miseho dia gaga aho!!!
6. Mirananirina ( 26/02/2010 08:07)
asa na mety hatao ato ty hafatra ry reto fa mahagaga ahy fa tsy mety misokatra mihintsy ny hafatra ! faly ery nahazo hafatra vaovao @ ankizy nefa tampoka sokafana tsy mety fa misoratra ORROR ilay izy dia asa na tahaka izany ny anareo !!! inona re no tokony hatao @ izany e!
tokony hanontaniana sefo eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5145