Lasopy jare na tongotromby na rambonomby

1. soanja ( 11/02/2010 15:19)
Tsy tadidiko hoe ahoana tsara ny fanaovana azy fa ilay somary masiatsiaka iny tiako amboarina. Misaotra mialoha.
novalian'i soanja ny 07/03/2010 16:42
2. Lejoba ( 26/02/2010 17:18)
asio tongolo gasy sy oignon
3. pikatti ( 01/03/2010 13:45)
http://razafimalala.free.fr/Recette/lasopytongotromby.htm
:-* :-* :-* :-*
4. pikatti ( 01/03/2010 13:46)
http://razafimalala.free.fr/Recette/SommaireRecette.htm
De miandry ny fanasàna zany ny akama e ;-)
5. maryline ( 01/03/2010 13:51)
pikatti:

http://razafimalala.free.fr/Recette/SommaireRecette.htm
De miandry ny fanasàna zany ny akama e ;-)



Miammmmm Hay ve mba manao lakozy koa i pikatti e!
6. pikatti ( 01/03/2010 21:22)
Mary :-* :-* akamantsika no nahitako an'io kah , fa tiako le zavatra hotran'itony e, ny tena rahateo tia sakafo gasy ,miam miam hummmmmmm
7. soanja ( 03/03/2010 03:26)
pikatti:

http://razafimalala.free.fr/Recette/SommaireRecette.htm
De miandry ny fanasàna zany ny akama e ;-)


Any Pikatti,

Manasa anareo mba hiara misakafo sy mikorana aty aminay amin'ny fotoana mampalalaka sy hahatongavanareo aty aminay. Laoka lasopy tongotromby sy rogay ary salady anandrano izany no tianay haroso anareo amin'io andro io. Aza hadino mitondra tsindri-tsakafo malagasy mahazatra ireny. Ranovola no ataontsika zavapisotro fa aza manahy.
Misaotra indrindra ary manantena valiny mahafapo. Soanja mianakavy!


(l) (l) :-* :-*
8. maryline ( 03/03/2010 22:39)
mandeha tsara ny tongotr´omby ato izany hihihi
izahay ve ry Soanja tsy mba voaasa hihihihi
9. Ratoa ( 03/03/2010 22:50)
rogay sy ranovola no mba tiako amin'ilay sakafo.

ny tongotromby hita ery ilay misafotofoto, ny salain'ananan-drano mibolasitra fotsiny ao ambava.
Soran-jandiana tokoa ny fitiavana
10. pikatti ( 05/03/2010 06:23)
Manasa anareo mba hiara misakafo sy mikorana aty aminay amin'ny fotoana mampalalaka sy hahatongavanareo aty aminay. Laoka lasopy tongotromby sy rogay ary salady anandrano izany no tianay haroso anareo amin'io andro io. Aza hadino mitondra tsindri-tsakafo malagasy mahazatra ireny. Ranovola no ataontsika zavapisotro fa aza manahy.
Misaotra indrindra ary manantena valiny mahafapo. Soanja mianakavy!

Hoatran'ny henoko sahady ny tsirony ry Soanja,
Misaotra hatrany :}
11. soanja ( 07/03/2010 16:42)
Mankalaza e! :-* :-* (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.198