manakaiky ny farany fa mibebaha

1. xxx ( 02/02/2010 09:14)
kely sisa de tapitra ^^^^^!!!! nefa dia misy ny zanak'olombelona ts mba mino fa hisy ny farany !!!!!! izaho milaza @nareo fa tena efa tokony hitodika @Jesosy ny tsirairay fa ts variana mitsikera ny fahotana hataon'hafa!!! efa manaotao fahatany ny olombelona ankehitriny!!!!de tena mampalahelo sy mampi-tomany indraindray !!!
novalian'i sapele ny 29/03/2010 14:19
2. xxx ( 02/02/2010 15:35)
Pub izao marina : :D :D Fa angaha matahotra ny ho irery any an-paradisa no mitady namana e!!!! omeo ny mahantra ny ordinateranao sy ny fanananao rehetra dia ndao zory ny lalana eeee!!!!!!
3. soanja ( 28/03/2010 00:31)
Hoy Ny Apostoly Paoly izay hoe:

I Kor 2:2

2 Fa ninia tsy hahafantatra zavatra hafa teo aminareo aho, afa-tsy Jesosy Kristy, indrindra fa Izy voahombo tamin'ny hazo fijaliana;

Raha hitsipona isika.

4. sapele ( 29/03/2010 14:19)
misaotra e!tena marina tokoa fa jesosy no 2em chance ho an-tsika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1635