URGENT

1. jarifa ( 25/01/2010 04:14)
Mitady olona te hiasa aty abu-Dhabi

Mitady Maika Olona Hiasa aty Abu-Dhabi toy izao:
1)Topographe:
-Mahafehy tsara Station Total
-Mahay GPS vaomaika tena tsara
-Mahay Auto-CAD
-Mahay Covadis voamaika tsara
Raha mila fanazavana dia manorata, Misaotra Tompoko
Resaka serieux io. "ruff_sands@yahoo.fr"
novalian'i has06 ny 18/11/2011 10:27
2. pakopako ( 27/01/2010 18:46)
Salut
Tena tsy @ spécs nay kle, tsy misy hafa oh: info de gestion na hafahafan'zay le?
Misâotra mialoha
3. has06 ( 18/11/2011 10:27)
Salama tompoko,

Efa elaela iany ny date ny poste nalefanao saingy hamaly iany aho satria zao vao hitako ilay izy.
Mi-intéressé ahy ny offre nao, satria aho dia topographe mahafeno an ireo criètre takianao ireo no sady eto ampitadiavana asa mihintsy zao.
Miandry ny valinteninao aho.
Misaotra

Has06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0897