Fa nakaiza leaza?

1. xxx ( 18/01/2010 15:42)


Nahavoaray hafatra vaovao 27 aho ka sady faly no sahirana, nefa rehefa notsindrina ilay izy, dia izao no zavatra hita tao: "Tsy misy hafatra hita", hihihihi....
novalian'i dadax ny 16/04/2010 07:06
2. xxx ( 19/01/2010 03:42)
nataoko fa mbola ps koa le "leaza" ka hoy aho hoe nankaiza tokoa ary leaza kle ? :roll:
3. dahuily ( 19/01/2010 21:32)
SAo dia mba ny hafatray aza no lasanareo tany leaza aaaaa !!!
4. xxx ( 22/01/2010 15:30)

Efa 25 indray izy androany, hihihihi... Nanjavona ny 2, nefa mbola tsy hita akory leaza!!!!
5. ANARIM ( 25/01/2010 12:31)
ilay hafatra efa avy novakianao tao iany ireo fa mety misy tsy mety kely ny milina mpikirakira!!!
6. artefy ( 04/02/2010 10:56)
ouadrayyyyyy chakkkaaaa
7. Lejoba ( 24/02/2010 12:13)
ny ahy aza 2 fotsiny fa tsy hita popoka koa e! poisson d'avril taom-baovao
8. dadax ( 16/04/2010 07:06)
ny ahy ko aza nisy 3 fa tsy azo le izy le aza!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0957