Bonne année daholo ô!

1. maeva74 ( 29/12/2009 18:57)
Mirary faran'ny taona finaritra ho antsika rehetra dia samy ho tratrin'ny taona vaovao daholo

(l) (l) (l) (l)

novalian'i ANARIM ny 21/01/2010 12:18
2. Veloo ( 29/12/2009 19:37)
bonane ko i maeva o (l) :-*
3. fahamarinana ( 29/12/2009 19:50)
:arrow: Bonne année akia Maeva a,ho taona zina dia izay irina no ho azo e!Mirary ny mitovy amin'izay koa ho any namana rehetra tsy ankanavaka ato aminn'y serasera sy rvg e! kiss a tous :-* :-* (l)
4. ni81 ( 29/12/2009 21:18)
Misaotra akia maeva a! Dia samia ho tratry ny taom-baovao e! :-* :-*
5. maeva74 ( 30/12/2009 08:15)
Tsy misy fisaorana tompoko ô! Faly fotsiny zah miarahaba anareo sy manolotra sarisary hihihi " Veloo, Faha. Ni" misaotra ô!

6. Veloo ( 30/12/2009 19:45)
mahafatitfaty kely ilay izy misaotra aky maeva a :-* :-* :-*
7. ni81 ( 31/12/2009 09:50)
Misaotra akia maeva a! Dia manaova fety mahafinaritra indriako miaraka @ fianakaviana e! :-* :-* :-*
8. milaibe ( 31/12/2009 12:47)

Ho antsika rehetra ,tsy manadino ny aty, aleo alefa aloha fa tsy ho eto ny akama mantsy sady vetivety dia higadona ny ora :-* :-* :-* :-* :*
9. maeva74 ( 31/12/2009 13:12)
Drayyyyyyy tsara tarehy izany vonindraozy izany ry milaibe an! bissss be daholo de samy ho tratrin'ny farany daholo e!
10. Rabefitia ( 31/12/2009 13:30)
(l) Mankasitraka anareo rehetra dia ho samy ho tratry ny rahampitso daholo e!, tena milaibe marina zany ry maeva an
11. Rabefitia ( 31/12/2009 13:50)
(l) Mankasitraka anareo rehetra dia ho samy ho tratry ny rahampitso daholo e!, tena milaibe marina zany ry maeva an
12. maryline ( 02/01/2010 08:15)
Bonne année daholo ô!

13. ANARIM ( 21/01/2010 12:18)
(l) (l) (l) :* :-* :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2776