FANANGANAN-JAZA

1. xxx ( 27/12/2009 09:22)
Afaka atsangan'olona roa ve ny zaza iray?
Toy izao no fandehany: maty ny rainy ary nanambady ny reniny avy eo dia natsangan'ilay vadiny io zaza io. Dia @ zao fotoana izao indray misy olona hafa (fianakavian'ilay zaza ihany) te hanangana azy ary alainy hiaraka hipetraka aminy any frantsa . Efa mifanaraka ny an-daniny sy ankilany @ io resaka io fa ny eo @ lafiny lalàna no mba tiako ho fantarina hoe mety ve ny fananganana fanindroany.
Dia misaotra anareo izay hamaly.
novalian'i rurik ny 10/12/2011 11:07
2. tia-vaza ( 12/01/2011 12:08)
inoko fa tsy mety !! za aloha ny droit aty France no fantampatatro, mbola tsy professionnel akory za, fa araka izay lesona efa nataonay, dia mety tsy mety ny lalàna aty France satria efa nisy nanangana ve dia mbola ho atsangana fanindroany indray ? ny aty France misy 2 sorte dadoption, adoption pleniere, ny zaza tsy afaka mifandray aminy zay rapport avec son passé intsony, dia adoption simple, afaka mamangy sy mifandray aminy fianakaviany ihany ny zaza !!! fa kosa afaka ampetrakilay parent respective anilay olona ande aty andafy ny zaza ra manana taratasy koa io zaza io, dia manaiky koa ilay ray amandreny mijanona fa ilay ipetrahanilay zaza any andafy no manana ny autorité parentale anilay zaza, izy no lasa tuteur legal ilay zaza, responsable tateraka anilay zaza !!!! tt sa se fai raha mineur ilay zaza, fa ra majeur izy dia tantara afa indray zany
3. rurik ( 10/12/2011 11:07)
Aafaka manome ahy ny site ahitako ny demarche tokony atao ve ianao raha hanangana zaza?
raha ohatra ka fianakaviana le izy.
Misaotra betsaka .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3246