fantatro hoe mampirafy ny vadiko

1. xxx ( 27/12/2009 09:04)
efa misentire ahy hoe misy zavatra ketrehiny dia lasa aho nitady micro espion
http://www.youtube.com/watch?v=xo4kzKKuQbU&feature=player_embedded#
nitombina ny ahiahiko satria tratrako niresaka fitriavana en telephone t@ lehilahy ,efa betsaka ny porofo azoko nefa izao dia tsy misy intsony ny ahiahy ,inona no tokony ataoko manaloana an'izany nefa izahay manana zanaka roa mbola kely
novalian'i Ryhaj ny 29/11/2018 16:47
2. Ratoa ( 27/12/2009 23:58)
Inona moa no zavatra tena kendrenao, Miakina amin'izany ny toro hevitra azo atao.
Marihiko anefa fa tsy ny fiainoana antsokosoko sy fitsikilovana no hanatsara zavatra.
Manaraka izany, mety ho fitiavana platonique sy mandalo fotsiny izany ka raha tonga ianao dia hiteny na hitrerona mihitsy aza, mety ny contraire no azonao.
Ianao milaza "anefa izahay manana zanaka roa mbola kely", midika izany fa tsy mbola tapa-kevitra hanao inoninona ianao, ny mari-marina kokoa angaha dia mbola satrinao izy mijanona aminao.
3. Mirananirina ( 28/12/2009 17:06)
koa tsy hankarary fo ve ny haheno ny zavamisy ,raha toa ary izy eo ampanaovana iny.. :x :x :x anontanio tsara izy inona no antony nampirafaseny?
4. xxx ( 28/12/2009 18:09)
Mety efa tsy tantiny intsony matoa izy mampirafy anao, mety any @ ilay iraikalahy izy no mahazo tambitamby ! ary izany mitsikilokilo izany vao maika tsy hitiavany anao. Aleo manontany azy direct hoe mbola tia ahy ve enao sa ahoana de ampy izay dia ho hitanao eo ny tonhiny! fa tsy hitsikilokilo etsy sy eroa zah aloha tsy tiako izany tsikilovina izany e! A ry matoa ny vhv mampirafy dia misy antony ao
5. xxx ( 29/12/2009 14:01)
efa azo antsaina le izy fa tiako ho fantatra tsara satria amiko izy mbola milaza hoe tia ,ny tena marina tsy foiny aho.Tena lalina e,mitady lalana ny hitsoaka amin'izay aho nefa tsy mety afaka
6. Veloo ( 29/12/2009 14:13)
mila miresaka nareo mivady, manao carte sur table mihitsy, anontanio azy inn no tsy tiany aminao, (directe)
na inn no mety mahatonga ny olona mamitaka, tsy miteny aminy ianao oe izy no mamitaka fa ataovy general ilay izy, dia ho fantatrao izay ho lazainy satria izay ao am-pony no ho lazainy eo....(indirecte)
ary rehefa itanao izany dia anontanio izy ny solution mety hatao....

anao ny misafidy... tadiavo aloha ny vaha olana alohan'ny hisarahina fa mampalahelo ny ankizy...

Zay fa mahereza, dia mivavaka ho anao aho,
mivavaha ko ianao :-*
7. kelly13 ( 29/12/2009 16:39)
lol, zao v tsy pub e
8. xxx ( 29/12/2009 18:00)
tena zavatra nisy io ,ary nihainako mbola mafy noho ireo voatanatara ireo aza ny zava nisy saingy raha mitantara betsaka tonga dia silaka satria betsaka ihany no mahalala ahy eto.
Momba an le hoe carte sur table efa nataoko izany saingy tsy nisy vokany e,leo aho
9. Veloo ( 29/12/2009 19:23)
dia mivavaha fa tsy misy mahaomby hafa tsy io mety ho mivaly haingana ny ilay mety ho ela2 fa mila faharetana ny fiainana... tsinjovy ny ankizy e :-* :-* :-*
10. Veloo ( 29/12/2009 19:27)
sali kelly13 tratrin'ny fety aky njy a :-* :-* :-*
11. kelly13 ( 29/12/2009 19:39)
tratry ny fety ankia njy veloo a, bizzzz b manaraka ny arabé :-* :-* :-* :-*
12. jarifa ( 30/12/2009 05:53)
Ataovy mafana ny revellion rahampitso e!
mahereza lesy fa aza mamalifaty azy fa ny zaza jerena
isika lhl aloha tena tsy mahazaka anio mihintsy e!
Manaova fety milay daholo eeeeeeeeee! =D>
13. Veloo ( 30/12/2009 19:41)
tena lava be mihitsy zany bises manaraka ny arabé zany ry kelly13 a hihihihi :-* :-* :-*

Jarifa,
Zay tsy misy fety @ ity eeeeee
14. Mirananirina ( 31/12/2009 10:57)
isika lhl aloha tena tsy mahazaka anio mihintsy e

fa ny vhv mahazaka ô ?:cry: :cry: :cry:
15. xxx ( 31/12/2009 14:48)
ka ny vehivavy anie ry mirana tena diso miketrika be loatra e ,surtout ireo gasy manambady vahiny ireo ,efa dakany vazaha avy any vao mitonantona aty @ bandy gasy
16. xxx ( 31/12/2009 17:19)
ka ny vehivavy anie ry mirana tena diso miketrika be loatra e ,surtout ireo gasy manambady vahiny ireo ,efa dakany vazaha avy any vao mitonantona aty @ bandy gasy
mandeha manao masera indray rehefa voadaka ry xxx a! :^)
17. xxx ( 01/01/2010 17:05)
Ny sipa avy niaraka t@ vazaha vetaveta be ka ireny ve hanao masera izany,aiza ary ianao izany ,tsy misy fitiavana izany @ ireny fa interet daholo no betsaka ,@ vazaha mantsy toy ny flipery ny fiharahana ,rehefa tonta dia ariana
18. xxx ( 01/01/2010 18:38)
Ny sipa avy niaraka t@ vazaha vetaveta be ka ireny ve hanao masera izany,aiza ary ianao izany ,tsy misy fitiavana izany @ ireny fa interet daholo no betsaka ,@ vazaha mantsy toy ny flipery ny fiharahana ,rehefa tonta dia ariana
Tsy marina mihitsy aloha ny fomba fitsaranao ny vehivavy manambady vazaha e! Tahaka ny olon-drehetra ihany izy ireny. Firifiry ny vehivavy gasy nanambady vazaha t@ tsy mbola nisy internet akory aza no dia lazainao fa tsy misy fitiavana? :)
Tahaka ny vehivavy rehetra ihany izy ireny: misy ny veta² araka ny fiheveranao azy, ary misy ny miaina ara-dalàna
19. jarifa ( 04/01/2010 10:49)
Za koa aloa mahatsapa fa tsy misy fitiavana mihintsy ny anireny vhv manambady vazaha ireny e, fa izy indray aloha tonga dia mahazo experience bobaka be rehefa voadaka avy any e! fa mandreraka be amin'izy ireny indray mba miseho manaratsy bandy gasy ery nefa refa voa avy any lasa manao makorela eny @ bandy gasy ihany avy eo fa zatra milalao vola any. hihihi
20. mmmhh ( 04/01/2010 13:16)
fa maninona anefa no mitady aretin'andoha hitsikilo eh?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2427