Fanagasiana

1. artefy ( 21/12/2009 10:51)
am zao fetin ny faran'ny taona izao dia iangaviana isika rehetra mba hamadika ireo soratra rehetra eny rehetra eny amin'ny teny malagasy, ho fankasitrahana ny razantsika :lol:

mety daholo na anarana fivarotana na sekoly na dokambarotra na inona

ity aloha ny ahy: andriamatoa finday (mr mobile)

anareo njaiiiiii zôôô!!!!!
novalian'i ni81 ny 14/01/2010 19:34
2. kasimodo ( 04/01/2010 04:25)
Nenah ndray: Joyeux Noel: RANOELY FALIFALY
(LA) BONNE ANNEE: Mpiasa tranon'ny taona :-D :-D
3. ktsif ( 04/01/2010 09:20)
ity koa misy:
BOUCHERIE = MIKAPA RIVOTSA I MALALA
4. kotobekibo ( 09/01/2010 00:24)
soutien scolaire : fitataza-nono-mpianarana :-D :-D :-D
5. dahuily ( 11/01/2010 21:06)
na kou hoe
Embouteillage :: fampidirana anaty tovangy
Indra :: boaty :oops: :lol: :lol:
6. maeva74 ( 12/01/2010 09:12)
Ma puce => ny parasiko
7. johnnyandri ( 14/01/2010 12:28)
fournisseur: laforon i bavy :-D :-D :-D
8. maeva74 ( 14/01/2010 13:08)
johnnyandri:

fournisseur: laforon i bavy :-D :-D :-D



:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
9. ni81 ( 14/01/2010 19:34)

:-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1269