You are here: home > Forum

Fanagasiana

Lohahevitra : Hatsikana sy lalao
Fitohizan'ny hafatra : Fanagasiana
Valiny : 0
artefy - 21/12/2009 11:41
am zao fetin ny faran'ny taona izao dia iangaviana isika rehetra mba hamadika ireo soratra rehetra eny rehetra eny amin'ny teny malagasy, ho fankasitrahana ny razantsika

mety daholo na anarana fivarotana na sekoly na dokambarotra na inona

ity aloha ny ahy: andriamatoa finday (mr mobile)

anareo njaiiiiii zôôô!!!!!
Valio | Miverina eny ambony