mahatsiaro, mirary soa, manoroka mamy an'i Angie

1. ANARIM ( 17/12/2009 06:16)
Dia tena faly, tena faly, tena faly fa tonga soa ny boay kely, sady nizotra tsara daholo ny lafiny rehetra!!!
Manoroka mamy dia mirary soa anareo telo mianaka.
tvtb mia Angie.
novalian'i ANARIM ny 19/01/2010 06:15
2. dadabe ( 19/12/2009 18:35)
oayy le tonga vahiny angaha i Angie ? hummm :-* :-* arabaina e
3. tywa68 ( 19/12/2009 19:48)
Nomen'Atra ny fara Angie a ;) maroroha taiza :lol: :-* d misaotra an'i Anarim nampita ny vaovao mahafaly :wink:
4. maeva74 ( 19/12/2009 20:14)
Arabaina izany fa nahazo mpaka kitay :-* :-* :-* (l) (l)
5. fahamarinana ( 19/12/2009 20:26)
:arrow: arabaina nahazo fara sy dimby Angie a,mirary soa ho anareo !Manoroka mamy be koa an ! :-* (l)
6. dadabe ( 20/12/2009 01:10)
angaha mo mbolaazo kapaina indray ny ala ???kopenhangue :-D
7. Angie ( 20/12/2009 14:04)
misaotra anareo an, dia nitombo iray njay zany ny namana mpiserasera sy mpitsaty :-), ny hikapa kitay aloha tsa mety hoy kopenag e mdrrr

kiss dia ampy o

anarim tvtb amm :*
8. ni81 ( 20/12/2009 16:49)
Arabaina izany fa nahazo mpaka kitay
angaha mo mbolaazo kapaina indray ny ala ???kopenhangue
:)

Arahabaina izany nahazo mpiandry ondry e (rehefa tsy mpaka kitay)
:-D :-D:-* :-*
9. kotobekibo ( 20/12/2009 21:39)
dia arabaina izany Angie e! firy kilao sy refy hono lery izany ? :D
10. arialy ( 21/12/2009 09:51)
arahaba foana éé kiss be!! ^^
11. ANARIM ( 19/01/2010 06:15)
sady bogosy lery no be detanty r'ikotobekibo a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1626