moule gâteau vaovao

1. irihat ( 10/12/2009 12:44)
atao aôna kay ry reto ny mamolaka moule gâteau vaovao, na le vita vy aty dago ireny na le vita vazaha? Ny ahy ny moules-ko le vita vy ireny. vao nividy moule vaovao mantsy fa akaiky ny fety e
novalian'i ni81 ny 02/01/2010 10:23
2. Ratoa ( 10/12/2009 14:16)
tsy misy blème mihitsy ireny fa araky ny pâte ataonao no anaovana ilay lafika matevitevina kokoa ohatra: pâte cake na viennoise: atovy bebe dobera na margarine ny fond dia ataovy bebe siramamy koa. Raha lafarine no fanao ambanin'ilay pâte dia asio farine bebe kokoa.
Ny tsotra indrindra dia lafio feuille d'aluminium na parier sulfurisé.
3. xxx ( 10/12/2009 19:01)
Ny famolahana moule anie tsy @ dernier moment fa mila fotoana e! Ka raha ny @ ity taona ity dia manaova mofomamy isan'andro raha ao an-trano dia vita! :P
4. maeva74 ( 11/12/2009 16:36)
Toa tsy mila folahana izany ireny fa mandeha ho azy koa , zah vao haingana mihitsy no nividy nanao " baba au rhum" fa nety kah , tsy niraikitra akory " TEFAL" ilay forma ka tsy fantatro na mitovy iaby e! Andramo fa mety io
5. ni81 ( 11/12/2009 16:57)
Toa tsy mila folahana izany ireny fa mandeha ho azy koa , zah vao haingana mihitsy no nividy nanao " baba au rhum" fa nety kah , tsy niraikitra akory " TEFAL" ilay forma ka tsy fantatro na mitovy iaby e! Andramo fa mety io
ie, raha ilay antsika any dago no mila folahana @ ravimbomanga na @ menaka (tavy mofo gasy na ramanonaka io) fa ny aty tsy misy olana fa misosa avokoa ny fanaovan-gatô ka
6. fahamarinana ( 11/12/2009 17:27)
:arrow: ni sy Maeva :mba hanaovy ary aho dia hanatero aty e !Misaotra mialoha an ! :-P (l)
7. maeva74 ( 12/12/2009 10:51)
fahamarinana:

:arrow: ni sy Maeva :mba hanaovy ary aho dia hanatero aty e !Misaotra mialoha an ! :-P (l)



Faha=>>>>> ho avy tsy ho ela aho dia hitondrako bedabe indroky
8. fahamarinana ( 12/12/2009 20:00)
:arrow: Maeva: eka eka ,efa faly sahady aho akia a,mba hihaona tsika mirahavavy zany,aoka fontsiny ! :wink: :-* (l)
9. tywa68 ( 12/12/2009 20:52)
Faha sy Maeva > alefaso eto alohan'ny hipetahana an'lay gatô zany ny sary a ! tena hihaona tokoa v nareo sa mba nofy atao resaka :D
10. ni81 ( 12/12/2009 21:24)
Faha sy Maeva > alefaso eto alohan'ny hipetahana an'lay gatô zany ny sary a ! tena hihaona tokoa v nareo sa mba nofy atao resaka
tena hihaona akia izy fa tsy poisson d'avril ange izao andro izao e! :-D :-D
11. fahamarinana ( 12/12/2009 21:56)
:arrow: ka tsy aleo ve mba manonofy aloha e! :D (l)
12. tywa68 ( 12/12/2009 22:07)
efa azoko antsaina hoe misy manofy indray :-D
13. ni81 ( 13/12/2009 18:35)
ka tsy aleo ve mba manonofy aloha e!
efa azoko antsaina hoe misy manofy indray
aoka kely ry tywa fa ny nofy mety ho lasa tena izy an! :D
14. Logan89 ( 01/01/2010 22:29)

Ampy antsika ve ireto aloha e , dia mazotoa ary mandrevy aloha :wink:
Tratran'ny taona daholo ry zareo a
15. maeva74 ( 02/01/2010 10:01)
Logan89:


Ampy antsika ve ireto aloha e , dia mazotoa ary mandrevy aloha :wink:
Tratran'ny taona daholo ry zareo a



Matsiro ery izao io ry logan89 mampilendalenda be!

Natsiro ve ny lokan'i Sefo sy ry Faha, Ni, Tywa

Tratrin'ny taona daholo e! Ravombommanga sy patsa indray izao no atao loka handiovana kibo fa voky be! hihihi
16. ni81 ( 02/01/2010 10:23)
Matsiro ery izao io ry logan89 mampilendalenda be!

Natsiro ve ny lokan'i Sefo sy ry Faha, Ni, Tywa

Tratrin'ny taona daholo e! Ravombommanga sy patsa indray izao no atao loka handiovana kibo fa voky be! hihihi
Tratrin'ny taona akia a!
Tsy maintsy natao matsiro ka! Tena mila manadio kibo indray aloha izao fa sao be loatra ny tafiditra ao ka manahirana :-D :-D
Miantranoa akia ndry ry maeva a! :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4579