Sakafo krismasy...

21. maeva74 ( 12/12/2009 08:01)
ni81:

Tongava ry Faha fa miandry aho an! hihihihi ny dessert koa aza adino ry reto an!
mousse à la maracouja na fruit de la passion miammmm
Zà koa mba ho avy e!
(Fa ndry ve aloha lasa nanao vakansa sa nankaiza no tsy hita e?) :?
Miandry ny fianakaviana ary andafy atsinanana fa miverena a! :-*



Ni81=>>>>Tongava fa ataoko bedabe ny nahandro e! eto ihany aho fa voasazy e! mbola tsy vita ny punition e! hihihihi
22. diamondra27 ( 12/12/2009 09:46)
maeva misaotra am le re7 ny saumon au for fa za koa tena tia be io fa miala tsiny satria misy teny tsy azoko , inona akia ny dikan' zany silany?
sao de we le nofony 2 sisa , fa maminavina le vocabulaire akia za a
tena tsy haiko io fa tsy manadala za an
23. maeva74 ( 12/12/2009 10:48)
diamondra27:

maeva misaotra am le re7 ny saumon au for fa za koa tena tia be io fa miala tsiny satria misy teny tsy azoko , inona akia ny dikan' zany silany?
sao de we le nofony 2 sisa , fa maminavina le vocabulaire akia za a
tena tsy haiko io fa tsy manadala za an



miala tsiny fa indraindray adino le fomba filaza azy e! ie le nofony roa sisa esorina le taolana eo ampovoany hihihihi
Mazotoa ary
24. tywa68 ( 12/12/2009 21:06)
tena milendalenda mijery ny resaka ato an hihihih !
Ny anay angambany gana sy henakisoa ny laoka, d ny ambiny tsotsotra, fa tsy maintsy mody asiana bûche kosa...raha tsy hoe mba i rams no mahandro azy @io :lol:
25. ni81 ( 12/12/2009 21:23)
Ni81=>>>>Tongava fa ataoko bedabe ny nahandro e! eto ihany aho fa voasazy e! mbola tsy vita ny punition e! hihihihi
dia tena manao punition tokoa ve? :o
tena milendalenda mijery ny resaka ato an hihihih !
Ny anay angambany gana sy henakisoa ny laoka, d ny ambiny tsotsotra, fa tsy maintsy mody asiana bûche kosa...raha tsy hoe mba i rams no mahandro azy @io
Angaha i rams an'i tywa tena mahay mahandro be mihitsy :-P :)
26. fahamarinana ( 12/12/2009 21:58)
:arrow: sao dia manonofy koa aza Tywa ? Za mba asao e!ta hihinana gana aho zany na ilay gisa mena arokatra kay mety koa e ! :-P (l)
27. tywa68 ( 12/12/2009 22:05)
Ni sy Fa > Koa ho may ve ny laoka tsy aleo izy no hahandro azy fa zah variana miasa be sy mandahatra atsy :-D :-D
28. ni81 ( 13/12/2009 18:38)
o ry faha a! gisa mena ve no tsiriritin-dry eo akia! tonga dia alaovy ao e! :-D :-D
Ni sy Fa > Koa ho may ve ny laoka tsy aleo izy no hahandro azy fa zah variana miasa be sy mandahatra atsy
sao ve may tahaka ny laokan'i ....... (aleo tsy ho lazaiko aloha fa sao zà bediny eto) :-* :-D :-D
29. mmmhh ( 16/12/2009 07:39)
hery:
ilay hors d'oeuvre-ndrazana aloha raha vao misy mayonnaise d tsy mamely e.


ny ahy indray nefa entree misy mayonnaise tena tiako,
ilay mayonnaise mintsy no tena tiako e, Mayonnaise fait maison an,

30. welie ( 21/12/2009 15:47)
Manaona daholo an!

ny ahy zao rehefa Krismasy dia otran'ny tsy mety raha tsy Gisa... nefa le Gisa fomba fahandron'i bebenay no tena matsiro be... miammm.... zatra Gisa nahandro gasy foana e (tsy asiana fangarony fa tairina @zao)... :p
Ny hors-d'oeuvre aloha dia ilay hors-d'oeuvre gasy ihany e! loll...
Ny dessert bûche glacée dia ao tsara!!!

Dia mazotoa daholo!
31. yonikafopl ( 02/01/2010 22:04)
ooopppsss, efa vita ny fety vo tafatsofoka ato za ,

Asa reto nareo fa am le tsy mihinana henakisoa elaela ngamba, fa nahandro henakisoa sy anatsinahy za tato, fa vo nihinana vongankena ray de tofoka be a, fa le anatsinahy no nanovokovohako sisa fa tsy tafalatsaka tsony ny hena.

Ny nem sy sambos moa tsy adino, fa de nanovokovoka mintsy fa hummmmmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.15