pow

1. booboo ( 03/12/2009 22:05)
pow ow

Mitady recette-na pow raha misy manana ô. Fotsy² be ireny ilay izy dia misy hena tsy haiko² mamy - masira zany ao anatiny ; Brioche à la vapeur ny anarany hafa ? motika sinoa ilay izy.
Misaotra mialoha.

pow ow

2. farihy ( 04/12/2009 19:12)
Jereo ny "pain chinois" booboo an! @ google. Be dia be ao efa nanao an'io aho fa tsara be e!
3. booboo ( 07/12/2009 12:42)
hihihihihihihi

hafa ihany ange ry Farihy ilay vakiana @ teny malagasy ilay izy e hihihihihihi. misaotra na izany aza ô.
4. fahamarinana ( 07/12/2009 17:33)
:arrow: booboo :tsy haiko raha misy mpivarotra sinoa any amindry fa efa misy mivarotra koa ilay farine tout fait akia,juste mitady ny ingredients sisa avy eo,mila adika teny Malagasy ofisialy mihintsy ve ? :-D (l)
5. booboo ( 08/12/2009 09:29)
Faha > ié misy fa rehefa andro tsena vao eo zareo. Andraso anontaniako fa merci ô. ié adika @ teny malagasy ofisialy ilay enti-milaza sy lazaina sy fameno ireny hihihihihihihihihi.
6. kelly13 ( 08/12/2009 09:55)
mahanoana kou i booboo sy ny pow ow
7. fahamarinana ( 08/12/2009 14:42)
:arrow: za koa tia be an'ireny na ilay masira na ilay mamay !humm !sakafoko tany toamasina fahiny ,tsy nfeda foana aminapa oah ! :-P :-D :-D (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8703