mahantra

1. Mirananirina ( 03/12/2009 17:41)
Nisy mahantra lehilahy maty.Teo ampitsarana dia hoy Andriamanitra:afaka haveriko any ambonin'ny tany ianao fa lasa vazatra(objet) fa tsy olona.Rehefa nieritreritra lalina izy dia nanaiky ary hoe izy:Ataovy casserole ary aho.Dia hoy Andriamanitra fa maninona no casserole?Satria feno foana ny kiboko.ny vo...diko(vodimbilany an) mafana lalandava ,ary ny ramboko tazomin'ny tanam-behivavy foana.
novalian'i RAJOTIANA ny 12/05/2010 14:37
2. remahity ( 04/12/2009 22:17)
merci cherie a! tena bien vue ilay blagy, mais t'es un sizzly, so all the serasera"s guy are jealous, but i laughed, congratulation sugar baby
3. sitlo ( 04/12/2009 23:31)
arakarak'ilay vhv kosa io koa, aleoko ihany sitlo toy izay casserol izany.

[center][/center]
4. Mirananirina ( 05/12/2009 11:25)
merci cherie a! tena bien vue ilay blagy, mais t'es un sizzly, so all the serasera"s guy are jealous, but i laughed, congratulation sugar baby
:-D :-D :-D
arakarak'ilay vhv kosa io koa, aleoko ihany sitlo toy izay casserol izany
tsy ratsy indray iny sitlo an.Sady tsy afaka ao ambavan'ny vehivavy no votsetsitra hihihi..
5. fetrakens ( 10/12/2009 13:48)
lol! hi! hi! :lol:
6. xxx ( 10/12/2009 18:53)
Ny casserole dia mimpirina rehefa mandeha miasa aho fa tsy feno raha tsy hanao sakafo! tsy mampihomehy! :roll:
7. Papoose ( 10/12/2009 19:54)
tsy nime ndray za raha tsy le sugar baby sy le hoe zalozy :lol:
8. xxx ( 05/01/2010 14:31)
pfff dé aona zany ra isokirany taindelo lé stylo
very eo nareo kooo
9. RAJOTIANA ( 12/05/2010 14:37)
misy ary misikotra tai............tsofina mihintsy aza @ ireny styol ireny,ny rambona casserol ary tsy mateza mits fa tapahin'ny vehivavy,sady misy cuisinier lehlahy koa ange e! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1139