You are here: home > Forum

MIFONA @ MPISERA FA IZAHO IHANY I ANGILETERA HON HON HON

Lohahevitra : Hatsikana sy lalao
Fitohizan'ny hafatra : MIFONA @ MPISERA FA IZAHO IHANY I ANGILETERA HON HON HON
Valiny : 16
wiwiwi - 26/11/2009 16:59
Rehefa avy mifoka daina reny no manainga le haingam-panahin'i ANGILETERA ,tsy hita izy ty e, mafy loatra angamba ty fiainana ty
Valio | Miverina eny ambony
terrywui - 26/11/2009 17:01
FAFAO R'IFIONA FA ATAOKO MAHITA NDRY AN .. NGAH ZAO MISY MANAO PS FOPLA ZANY TSONY .. TSY MIME AMIN IFIONA AH AN :evil: :evil: :evil:
Valio | Miverina eny ambony
pikatti - 26/11/2009 17:04
CitationFAFAO R'IFIONA FA ATAOKO MAHITA NDRY AN

Ahoana zany toa babo ndray elah i ANGILETERA NO RESAHINY DE ELAH NO MITRERONA =)) =)) =)) =))
Valio | Miverina eny ambony
terrywui - 26/11/2009 17:15
hay ra - pique le izy letieeeeéé elah ty tena tssssss !
Valio | Miverina eny ambony
pikatti - 26/11/2009 17:24
nataoko himézana fotsiny lesy iny a
ary elah aza be adivarotra @io xxx sy ANGILETERA io hoa
ary tsy matin'elah lolo leity ifiona
Valio | Miverina eny ambony
terrywui - 26/11/2009 17:28
ifiona ane lety tsy arakaraky ny maha sipa azy fa tena kapotsaka be raha hifikafika eto e ! manana peudo firy iny ozy elah?? fa tena kozy letsy fa tsy ANGLETERA zany ah a !!!.... itanlah ve Hery tsy sahy milaza anzany eto io e !!.... sao tratra eo ny fikany iteny hoe za nefa tsy za fa mbola miady saina be lery zao any oe tena lery ary ve sa kofy hafa le angletera ....! tsy mipoitr eo hery iny fa na mpoitr aza de manao resaka ts mahitsy oe izy na tsy izy fa miodikodina
Valio | Miverina eny ambony
fozabe - 26/11/2009 17:32
ifiona ihany ity e
Valio | Miverina eny ambony
terrywui - 26/11/2009 17:34
oay le !!!; 8O 8O 8O ifiona ary mbola misotro ronono antavy izy sy mirana ko innnn ty tenenlah ty ,????
Valio | Miverina eny ambony
pikatti - 26/11/2009 17:37
Citationfa tena kozy letsy fa tsy ANGLETERA zany ah a !!!.... itanlah ve Hery tsy sahy milaza anzany eto io e !!..

dia iza no ary no eritreretin'elah eo zao

Citationifiona ane lety tsy arakaraky ny maha sipa azy fa tena kapotsaka be raha hifikafika eto e ! manana peudo firy iny ozy elah??

ahoana kosa no afahanelah milaza an'zany legôna a!
Valio | Miverina eny ambony
AndriambyII - 26/11/2009 17:57
Dray le aza !!
6. Mpandefa : fozabe [ Valio ] 26-11-2009 17:32:45
Lohateny : Re : MIFONA @ MPISERA FA IZAHO IHANY I ANGILETERA HON HON HON
ifiona ihany ity e
Fa aônnn ???hi hi hi hi !!!
Valio | Miverina eny ambony
ifiona - 26/11/2009 18:06
fozabe >>> :-@ :-@ :-@



:-D :-D :-D
Valio | Miverina eny ambony
fozabe - 26/11/2009 18:26
io indray wiwi an alefa pikatti an :-D :-D :-D
Valio | Miverina eny ambony
terrywui - 26/11/2009 18:41
tara be i fozabe ! ngah i pikatti eo tsony ..! efa lasa nitsotsotra nody lery fa tao amin cyber ane lery teo e ...!hinhin hin
Valio | Miverina eny ambony
wiwiwi - 26/11/2009 22:16
Mareanina aloha fa mbola manamaina é hon hon hon;4ème tiges
Valio | Miverina eny ambony
Mirananirina - 27/11/2009 15:11
Valio | Miverina eny ambony
maryline - 28/11/2009 14:36
Hay ve tonga hatraty izy ity e! hihihi
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 03/01/2010 08:07
hahahah possibl mifampisipa i ifiona sy wiwi a
Valio | Miverina eny ambony