You are here: home > Forum

Anarana anana

Lohahevitra : Hatsikana sy lalao
Fitohizan'ny hafatra : Anarana anana
Valiny : 5
dangytsmaty - 26/11/2009 11:54
SAlut daholo an!
@ maha hatsikana sy lalao azy ty de aleo aloha hilalao kely tsika ary! maro ny anarana anana ka milaza fa zah mahita 1 zay tsy am-pizinareo mintsy, @ manaraka omeko fa zah zao ndeha hody. Ok!
Valio | Miverina eny ambony
Mirananirina - 27/11/2009 15:05
ahoana koa izany...anana???anatraka,anatsinahy..
Valio | Miverina eny ambony
dahuily - 27/11/2009 21:35
Anabavy lesy aaaa !!!!
Valio | Miverina eny ambony
dangytsmaty - 30/11/2009 05:17
Tsy Any mintsy le resaka tsisy resaka vetaveta zany!
Misy anarana anana zay: Ramirebaka no anarany; tao an-dakilasy ary nsray andro mianatra ny ankizy: de manonona litera 1 avy eo misy anarana zavatra 1 sy ny sariny eo koa mifandrika @ iny: ohatra oe z zozoro, k kankana, sns é! anjaran'ty zaza 1 no nanonona ary, anana no teo ary efa misy soratra oe "anana" eo ambaniny; sady notondroiny le soratra no hoy izy oe "Ramirebaka" sady @ le feo manadamohaka beeh! hihihihi!
Valio | Miverina eny ambony
Mirananirina - 30/11/2009 13:07
CitationMisy anarana anana zay: Ramirebaka no anarany
tsy efa ela ve io sa,no sady matsiro an,mampite hihinana anana koa nareo zany.
Valio | Miverina eny ambony
dangytsmaty - 01/12/2009 12:11
mividiana ndry de mihinana é! ataovy matsiro beh!
Valio | Miverina eny ambony