mitady namana fahazaza

1. anjarafitia ( 23/11/2009 21:50)
MANAO AHOANA DAHOLO
Mba itady an'i Mme RABESIANAKA Odette Lalatiana
Petite amie du TSIMBAZAZA vers 74/75nipetraka teny
@citéAmbohipo i Mme RAFATRO Annie no mampitady
Dia mba manorata @ anjarafitia@hotmail.fr
Mandrapanoratra
2. dadabe ( 25/11/2009 02:38)
TSIMBAZAZA aiza klou io e ?? PARC ve le ? :-w
3. xxx ( 28/11/2009 21:32)
dia manoràta izany
4. xxx ( 30/11/2009 13:02)
mitady namana taloha mipetraka eny mahamasina
5. raserase ( 07/12/2009 10:57)
mitady namana taloha mpianatra tao @ college saint famille
6. joharyjohary ( 10/12/2009 19:05)
Azafady fa za koa mba mitady an'i Nirina Arsène, sipa nipetraka tao Ambanidia, nianatra tao @ Coprimiat taloha t@ 6ème, efa nakorontako i Google sy Facebook fa tsy hitako mitsy ndry. Dé i Mireille koa 8) joba akama daholo ireny, be ny zavatra vita, ary be ny zavatra mbola tsy vita ! lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2694