mila vonjy

1. xxx ( 11/11/2009 13:04)
sao misy malala kay ratoa fizarana ssp vita sonia tany a mairie ka tiana ho foanana,misaotra fa tena grave ka vonjeo*e
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 17:43
2. Djhamhal ( 11/11/2009 14:31)
tsy azoko tsara ny tianao ho lazaina fa azo hazavaina be be kokoa ve ?
3. xxx ( 12/11/2009 08:09)
Djhamhal:

tsy azoko tsara ny tianao ho lazaina fa azo hazavaina be be kokoa ve ?



merci zany hoe sous seing privé ny fijarana aty dago io vita tany firaisana nefa toa misy zaravilana d tiana ho annuler zany e,dia ahoana ny manao fanafoanana ilay teo aloa,ok,merci zay afaka mamonjy e (l)
4. Djhamhal ( 12/11/2009 08:58)
ny tsara dia manantona hoe mpisolo vava na olona mpahay lalàna momba an'reny ! fa tô misy dingana maromaro tsy maintsy ho atao ! dia mahereza é! miala tsiny fa tsy tao anatin'ny filière ko iny !
5. Lejoba ( 11/08/2010 16:00)
mitovy @ ady lova anie izany e! mifampitaritarika any @ vaditany sy ny fitsaràna mihitsy izany rehefa tsy mifanaraka @ izao
6. jesuisla ( 17/01/2012 17:43)
tena mazava amiko tsara lay izy. ny valiny ve, alika mijery tele ao antrano
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5468